Learn English with Simonel

Learn English with Simonel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Learn English with Simonel, Education & Learning, Ambatondrazaka.

07/01/2024

If you want to learn an English language with easy methods, send me a private message right now.

02/01/2024
02/01/2024

Happy new year!

30/10/2022

🛑‼️EH 'LAY TROSAN'OLONA INY EH!🚫🚫

👉🏿Tsy Mbola nalohanao ve ilay trosan'olona nindraminao?
👉🏿Tena hoe nodianao fanina ve ilay volan'olona?
👉🏿Miezaka mitsoaka azy foana ve ianao io hatramin'izao?
👉🏿Tena hoe tsy norarahinao mihitsy ve ilay izy hatramin'izao?

❌EH! SAO SANATRIA😱😱
🔥- Aloavy sao sanatria hitondra ozona ho anao sy ny fiainanao iny trosa iny!
🔥- Aloavy sao sanatria hananan'olona alahelo ianao ka hitambesatra aminao izany!
🔥- Aloavy sao sanatria tsy ho afa-trosa eo intsony ianao ka ny eo tsy voaloha ny eo trosaina indray andoava an'iny...,ny etsy alaina ny eo tsy voaloha.
🔥- Aloavy sao sanatria tsy ho ahatokisan'ny olona intsony mandrakizay! Eny fa na ny taranakao aza lasa tsy ahatokisan'ny olona intsony
🔥- Aloavy sao sanatria rehefa amin'ny andro sarotra tena ilainao vola ka tsy ahita intsony ianao, tsy homen'olona intsony ianao, ho leo tanteraka anao ny olona!

🚫EH! RAHA MBA FATATRAO MANTSY FA:🤔
✨- Hatsemboan'ny olona anie iny e!
✨- Nahavizaka azy sy nampitondra arerahana ho azy anie iny e!
✨- Mafy taminy Anie vao nahazo an'iny e!
✨- Mety niari-tory, nivohazany maraina be, nahavakivaky ny tongony, nampisy kitro ny tanany anie iny e!
✨- Tena hoe vidi-katsemboany anie iny e!

🙋⛔NOHO IZANY🌿
👌- Mahaiza miresaka aminy; fa nahavonjy anao izy tamin'ny andro sarotra nilaivanao azy!
👌- Aza miandry takiana fa hanatony izy, resao izy, aza hitsoahina na hefenana intsony izy
👌- Aza hodina fanina ny volany fa na tsy miteny aza izy, tsy ho adinony izany iny!
👌- Na firy taona na firy taona vao afaka izany trosa izany dia efao foana rahavako! Matoky anao aho androany, ary Mino Aho fa misy dikany matoa ianao namaky ity hafatra ity, tsy tongatonga hoazy izao.

🍀Mirary soa ho anao Aho 🙏🇲🇬🌿
Gascar Fenosoa

Pic by Mendrika Razafindratsima

29/10/2022

Where are you from ?

Address

Ambatondrazaka

Telephone

+261345375846

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Learn English with Simonel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Learn English with Simonel:

Shortcuts

Share