06/12/2025
vakiana tsara azafady dia efa misy prix io.
Assistance vente et réparations des matériels informatiques électroniques et Canal plus
06/12/2025
vakiana tsara azafady dia efa misy prix io.
04/12/2025
Manakalo phone android + vola fa tsy mety phone gare routière😀(8x rn8 pro realm x6 y7 sy ny tariny😄)
XS MAX 64gb
notif batterie 100% fa original mitana tsara.
Face id et true tone✅
model X/A iOS 18.1
Avec cache fumée et housse blindaka😁
Prix: 750.000ar
0386080037
03/12/2025
Manakalo + vola fa tsy mety phone gare routière😀(8x rn8 pro realm x6 y7 sy ny tariny😄)
XS MAX 64gb
notif batterie 100% fa original mitana tsara.
model X/A iOS 18.1
Avec cache fumée et housse blindaka😁
Prix: 750.000ar
0386080037
21/09/2025
👩💻👩💻👩💻 COURS INFORMATIQUE À DOMICILE 👩💻👩💻👩💻.
💢💢💢💢MBOLA MALALAKA NY FOTOANA FA AZA TARA💢💢💢💢
Ho anao izay vao hianatra na efa mahay fa tia hanamafy dia afaka mampianatra any aminao ireto module ireto:
👉Informatique Bureautique: excel-word-power point.
👉Excel avancé : ahaizanao mampiasa ireo fonction na ny formule mba hanatsotra sy ahatonga ny asanao ho automatique.
👉Dépannage et maintenance:
➕ Software : ahaizanao manamboatra amin'ny alalan'ny logiciel(réinstallation ou formatage ou restauration système, installation logiciel, sns....)
➕ Hardware : ahafahanao manao depannage eo amin'ny lafiny matériel (ohatra panne disque dur, ram, processeur, sns...)
Ny Ora ianarana dia azo ifandaminana fa manomboka amin'ny 8ora maraina ka hatramin'ny 6ora hariva.
Nb: Mila manana ordinateur ny mpianatra.
📞:0386080037 / 0326841792
🙏Aza misalasala miantso na miditra mp amin'ny fanazavana fanampiny tompoko🙏
18/12/2024
Dispo hatrany eto tamatave
ary
Affichage Jour Date Mois fonctionnelle.
swiss made
Vraie Japan
0380868424
13/12/2024
13/12/2024
Salama daholo isika eto toamasina!
Efa misokatra ny salon de Beauté et Esthétique .
1️⃣SOIN CHEVEUX:
✳️Brushing
✳️Tresse
✳️Lissage
✳️Coupe
2️⃣SOIN DU VISAGE
✳️Maquillage
✳️Cils
3️⃣ONGLERIE
✳️Manucure
✳️Pédicure
✳️Pose vernis
Tongava ary fa olona nianatra teny @ Centre de Formation no handray anao.
Toerana: 3 chemins Ambohijafy
Contact: 0348504222
Mankasitraka indrindra tompoko🙏🙏🙏
16/10/2024
Raha mila poste nefa mahazaka jeux en ligne tsara koa toy ny FF✅
Mafy toto no tsara batterie
Itel s16 pro(vision 2) avec carton
Avec housse et cache
0380868424
Coms prix zay liana😎
12/10/2024
CASQUE JBL 660 NC Authentique
Son pur bass avec reduction de bruit
Avec option Jack
Batterie +30h
Avec cable type-c et cable jack jack manoratra JBL daholo.
0380868424
11/10/2024
Itel s16 pro (Vision 2)
Efa @ sary config izay mbola tsy maharaka
Tsy misy olana ary mbola tsy nisokatra.
Batterie mbola tsara.
0380868424
23/05/2024
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
| Saturday | 07:00 - 17:00 |
| Sunday | 07:00 - 14:00 |