Jucy Académie

Jucy Académie Welcome ! 🇺🇲

欢迎 (Huanying)! 🇨🇳

JUCY ACADÉMIE

🌍✈️ MANONOFY HO ANY IVELANY VE IANAO ? 🇫🇷🇺🇸🇨🇳🗼 Paris – 🗽 USA – 🇨🇳 Chine👉 “Ny mahay tsy mba very mandeha!” 🚀🎓 JUCY ACADEM...
20/04/2026

🌍✈️ MANONOFY HO ANY IVELANY VE IANAO ? 🇫🇷🇺🇸🇨🇳
🗼 Paris – 🗽 USA – 🇨🇳 Chine

👉 “Ny mahay tsy mba very mandeha!” 🚀

🎓 JUCY ACADEMIE – Centre de Formation Professionnelle
✨ Lalana azo antoka mankany amin’ny fahombiazana!
🌐 FAMPIOFANANA AMIN’NY TENY IRAISAM-PIRENENA
🇨🇳 Chinois Mandarin (HSK)
🇫🇷 Français (DELF / DALF)
🇺🇸 Anglais Américain (TOEFL / TESOL / TEFL)
🎓 Diplôme International + Certification (Centre Academic Madagascar)
📅 Rentrée : 08 Juin 2026

💻 FAMPIOFANANA INFORMATIQUE
🖥️ Ho an’ny vao manomboka : Bureautique
👨‍💻 Formations Professionnelles :
Développeur Web et Web Mobile (DWWM)
Technicien Supérieur en Réseaux et Systèmes (TSSR)
Technicien en Administration Informatique (TAI)
Communication Digitale & Publicité (CDA)
🚀 Mahafehy technologie moderne → Mahazo asa maneran-tany
🎓 PARCOURS INTERNATIONAL
✔️ Afaka mianatra eto Madagasikara
✔️ Avy eo manohy any Paris 🇫🇷
✔️ Mahazo Diplôme RNCP (Bac+3 / Bac+4)
✔️ Niveau Bac+2 eto an-toerana

🏫 Représentant officiel an’ny centre de formation any Paris izahay .
🛫 MANAMPY NY MPIANATRA @ fikiarakarana.
✔️ Dossier visa
✔️ Hébergement
✔️ Voyage (Europe 🇪🇺 / Chine 🇨🇳)

✨ Varavarana misokatra ho an’ny hoavinao!
👉 Midira ao amin’ny JUCY ACADEMIE dia hahazo fanofanana sy torohevitra feno.
📍 Adresse : Ambatolampy Avaratanana, Tananarive (Terminus Bus 114)
📞 Téléphone : 034 47 762 06 / 033 37 668 31

🗼NY TONGOTRAO IRAY ETO MADAGASCAR FA NY IRAY KOSA EFA ANY FRANCE  ! CHINE ...🛫🇫🇷 🌍 RAHA HIANATRA IHANY DIA ATO AMIN’NY "...
01/04/2026

🗼NY TONGOTRAO IRAY ETO MADAGASCAR FA NY IRAY KOSA EFA ANY FRANCE ! CHINE ...🛫

🇫🇷 🌍 RAHA HIANATRA IHANY DIA ATO AMIN’NY "JUCY ACADEMIE!" NO TENA TSARA ! Assuré fa tsy maintsy tafita !

🌍 Fampiofanana amin’ny Fiteny Iraisam-pirenena
🇨🇳 Chinois (HSK)
🇫🇷 Français (DELF / DALF)
🇺🇸 Anglais Americain (TEFL / TESOL / TOEFL)
🎓 Mahazo Diplôme International + Certification avy amin’ny Centre Academic Madagascar.
📅 Daty Rentré: 13 Avril 2026

✔ Misy cours en ligne
✔ Misy cours spécial
✔ Misy cours Mercredi après-midi sy Samedi matin.
✔ Misy cours ho an'ny ankizy kely ihany koa .

💻 Centre de formation Informatique
👉 Fampiofanana Informatique Bureautique ho an’ireo vao manomboka.

Professionnelle
👉Développeur Web et Web Mobile (DWWM)
👉Technicien Supérieur en Réseaux et Systèmes(TSSR)
👉Technicien en Administration Informatique (TAI)
👉Communication Digitale et Publicité (CDA)

☝☝☝ Hahafahanao mifehy ny teknolojia avo lenta ary hahazo asa maneran-tany.
🎓 Afaka mahazo Niveau Bac +2 eto Madagasikara ary Diplôme Bac +3 / Bac +4 RNCP any Paris.
Mianatra eto Madagasikara nefa mahazo Diplôme avy any France.

Daty fanombohana Informatique Professionnelle : 17 Avril 2026
⚠ Aza tara manao inscription!

😍♥😻 Afaka manomboka eto Madagasikara aloha ianao, avy eo alefa hanohy any Paris amin’ny centre de formation anay ihany ary hahazoana Diplôme RNCP.
🏫 Izahay dia représentant mivantana ny Centre de formation Paris.
🛫 Manampy ny mpianatra amin’ny dossier hébergement, visa ary voyage ho an’ireo te-hanohy ny fianarana any Europe na Chine.

✨ Varavarana misokatra ho an’ny fahombiazanao!
Midira mpianatra ary mahazoa ny information rehetra tianao ho fantatra am-pitiavana.

📍 Adresse : Ambatolampy Avaratanana, Tananarive 6ème (Terminus bus 114 Ambatolampy)

📲 Téléphone : 034 47 762 06 / 033 37 668 31

🗽🗼NY TONGOTRAO IRAY ETO MADAGASCAR FA NY IRAY KOSA EFA ANY FRANCE  ! 🛫Mianatra eto Madagasikara  nefa mahazo Diplôme avy...
25/03/2026

🗽🗼NY TONGOTRAO IRAY ETO MADAGASCAR FA NY IRAY KOSA EFA ANY FRANCE ! 🛫
Mianatra eto Madagasikara nefa mahazo Diplôme avy any France.

🇫🇷 🌍 RAHA HIANATRA IHANY DIA ATO AMIN’NY "JUCY ACADEMIE!" NO TENA TSARA ! Assuré fa tsy maintsy tafita !

💻 Centre de formation Informatique Professionnelle
👉Développeur Web et Web Mobile (DWWM)
👉Technicien Supérieur en Réseaux et Systèmes(TSSR)
👉Technicien en Administration Informatique (TAI)
👉Communication Digitale et Publicité (CDA)

☝☝☝ Hahafahanao mifehy ny teknolojia avo lenta ary hahazo asa maneran-tany.
🎓 Afaka mahazo Niveau Bac +2 eto Madagasikara ary Diplôme Bac +3 / Bac +4 RNCP any Paris.

🏖🗺 Ho anareo avy any amin’ny faritra:
Misy trano fonenana meublé, mahafinaritra ary milamina tsara ho an’ny mpianatra.
Misy sakafo ao amin’ny cantine, tsy mila misahirana intsony. 😍♥😻
📅 Daty fanombohana Informatique Professionnelle : 17 Avril 2026
⚠ Aza tara manao inscription!

🌍 Fampiofanana amin’ny Fiteny Iraisam-pirenena
🇨🇳 Chinois (HSK)
🇫🇷 Français (DELF / DALF)
🇺🇸 Anglais Americain (TEFL / TESOL / TOEFL)
🇩🇪 Allemand
🎓 Mahazo Diplôme International + Certification avy amin’ny Centre Academic Madagascar.
📅 Daty Rentré: 13 Avril 2026

✔ Misy cours en ligne
✔ Misy cours spécial
✔ Misy cours Mercredi après-midi sy Samedi matin.
✔ Misy cours ho an'ny ankizy kely ihany koa .

💻 Fampiofanana Informatique Bureautique ho an’ireo vao manomboka.

😍♥😻 Afaka manomboka eto Madagasikara aloha ianao, avy eo alefa hanohy any Paris amin’ny centre de formation anay ihany ary hahazoana Diplôme RNCP.
🏫 Izahay dia représentant mivantana ny Centre de formation Paris.
🛫 Manampy ny mpianatra amin’ny dossier hébergement, visa ary voyage ho an’ireo te-hanohy ny fianarana any Europe na Chine.

✨ Varavarana misokatra ho an’ny fahombiazanao!
Midira mpianatra ary mahazoa ny information rehetra tianao ho fantatra am-pitiavana.

📍 Adresse : Ambatolampy Avaratanana, Tananarive 6ème (Terminus bus 114 Ambatolampy)

📲 Téléphone : 034 47 762 06 / 033 37 668 31

🌏✨ ENVIE DE PARLER CHINOIS COMME UN PRO ? 🇨🇳🔥🚀 Rejoins dès maintenant nos cours de chinois Mandarin chez JUCY ACADEMIE !...
20/03/2026

🌏✨ ENVIE DE PARLER CHINOIS COMME UN PRO ? 🇨🇳🔥

🚀 Rejoins dès maintenant nos cours de chinois Mandarin chez JUCY ACADEMIE !

🎯 Pourquoi nous choisir ?✅ Préparation au diplôme international HSK 🎓✅ Méthodes modernes, rapides et SUPER efficaces ⚡✅ Professeur accueillant, souriant et motivant 😄✅ Cours adaptés à tous les niveaux (débutant à avancé)

💡 Que ce soit pour :👉 Étudier à l’étranger👉 Booster ton CV👉 Faire du business avec la Chine👉 Ou simplement apprendre une nouvelle langue

📅 DATES DE RENTRÉE :🔥 4ème vague : 23 Mars 2026 (Places presque pleines ! ⏳)🚀
5ème vague : 06 Avril 2026 (Réserve dès maintenant !)

📍 Adresse : Ambatolampy Antehiroka, Tana 6ème📩 Email : [email protected]

🔥 Ne rate pas ta chance ! 💬 Envoie-nous un message dès aujourd’hui !

🚨🚨 POUR LES ENFANTS ! 🚨🚨👨‍👩‍👧‍👦 Parents, ceci peut changer l’avenir de votre enfant 🌍✨🎓 COURS D’ANGLAIS 🇺🇸 et  de  CHINO...
09/03/2026

🚨🚨 POUR LES ENFANTS ! 🚨🚨

👨‍👩‍👧‍👦 Parents, ceci peut changer l’avenir de votre enfant 🌍✨
🎓 COURS D’ANGLAIS 🇺🇸 et de CHINOIS 🇨🇳
👶🧒 Enfants de 4 à 13 ans.
💡 Aujourd’hui, les langues ne sont plus un luxe…
👉 elles sont une nécessité 🚀
🎯 4–7 ans
🎵 Apprendre en jouant
🧩 S’amuser tout en mémorisant
😊 Zéro pression, 100 % plaisir
🎯 8–15 ans
🗣️ Parler avec assurance
📚 Bases solides pour l’école et l’avenir
🌟 Confiance + résultats visibles
🔥 POURQUOI LES PARENTS NOUS CHOISISSENT ?
✅ Méthode moderne et efficace
✅ Encadrement sérieux et bienveillant 👩‍🏫🤍
✅ Groupes réduits = meilleur suivi
✅ Environnement sûr et motivant 🛡️
🗓️ Mercredi après-midi & Samedi matin
📅 Rentrée : 25 Mars
⚠️⚠️ PLACES TRÈS LIMITÉES
⏳ Les inscriptions se remplissent vite !
📩 ÉCRIVEZ-NOUS MAINTENANT EN MESSAGE PRIVÉ

🏫TANA 6em : Ambatolampy Antehiroka
(Terminus bus 114)
☎ 034 47 762 06
❤️ Likez – 🔁 Partagez – 📲 Inscrivez votre enfant
🌈 JUCY ACADEMIE – Grandir, apprendre et réussir en toute confiance 🌈

🗺🗽🗼TSY MAINTSY TAFITA ,TSISY ADY HEVITRA ! 👍🛫🇫🇷 🌍 RAHA HIANATRA IHANY DIA ATO AMIN’NY "JUCY ACADEMIE!" NO TENA TSARA ! A...
09/03/2026

🗺🗽🗼TSY MAINTSY TAFITA ,TSISY ADY HEVITRA ! 👍🛫

🇫🇷 🌍 RAHA HIANATRA IHANY DIA ATO AMIN’NY "JUCY ACADEMIE!" NO TENA TSARA ! Assuré fa tsy maintsy tafita !

Mianatra eto Madagasikara nefa mahazo Diplôme avy any France.

💻 Centre de formation Informatique Professionnelle
👉Développeur Web et Web Mobile (DWWM)
👉Technicien Supérieur en Réseaux et Systèmes(TSSR)
👉Technicien en Administration Informatique (TAI)
👉Communication Digitale et Publicité (CDA)

☝☝☝ Hahafahanao mifehy ny teknolojia avo lenta ary hahazo asa maneran-tany.
🎓 Afaka mahazo Niveau Bac +2 eto Madagasikara ary Diplôme Bac +3 / Bac +4 RNCP any Paris.

🏖🗺 Ho anareo avy any amin’ny faritra:
Misy trano fonenana meublé, mahafinaritra ary milamina tsara ho an’ny mpianatra.
Misy sakafo ao amin’ny cantine, tsy mila misahirana intsony. 😍♥😻
👉👉 Daty fanombohana Informatique Professionnelle : 17 Avril 2026
⚠ Aza tara manao inscription!

🌍 Fampiofanana amin’ny Fiteny Iraisam-pirenena
🇨🇳 Chinois (HSK)
🇫🇷 Français (DELF / DALF)
🇺🇸 Anglais Americain (TEFL / TESOL / TOEFL)
🇩🇪 Allemand .

🎓 Mahazo Diplôme International + Certification avy amin’ny Centre Academic Madagascar.
👉👉 Rentrée cours de langues : 23 Mars 2026

✔ Misy cours en ligne
✔ Misy cours spécial
✔ Misy cours Mercredi après-midi sy Samedi A

💻 Fampiofanana Informatique Bureautique ho an’ireo vao manomboka.

😍♥😻 Afaka manomboka eto Madagasikara aloha ianao, avy eo alefa hanohy any Paris amin’ny centre de formation hahazoana Diplôme RNCP.
🏫 Izahay dia représentant mivantana ny Centre de formation Paris.
🛫 Manampy ny mpianatra amin’ny dossier hébergement, visa ary voyage ho an’ireo te-hanohy ny fianarana any Europe na Chine.

✨ Varavarana misokatra ho an’ny fahombiazanao!
Midira mpianatra ary mahazoa ny information rehetra tianao ho fantatra am-pitiavana.

📍 Adresse : Ambatolampy Avaratanana, Tananarive 6ème (Terminus bus 114 Ambatolampy)

📲 Téléphone : 034 47 762 06 / 033 37 668 31

🇫🇷 🌍MIDIRA MIANATRA ATO AMIN'NY "JUCY ACADEMIE!" Fa eto Madagascar ianao no mianatra nefa mahazo diploma avy any FRANCE ...
03/03/2026

🇫🇷 🌍MIDIRA MIANATRA ATO AMIN'NY "JUCY ACADEMIE!"
Fa eto Madagascar ianao no mianatra nefa mahazo diploma avy any FRANCE

🌍 Centre de formation
Informatique Professionel💻 DWWM
🖥TSSR
🖥TAI
🖥CDA
☝☝☝ Hahafahanao mifehy ny technology avo-lenta ary hahazoanao asa maneran-tany .
Afaka hahazoana niveau (Bac +2) eto Madagascar ary (Bac +3/4) Diplome RNCP any Paris .

🏖🗺Ho anareo avy any @ faritra :
👉Misy trano 🏠 afaka hipetrahan'ny mpianatra
(Meublé ,confort, milamina tsara ) ato aminay .
👉 Misy sakafo cantine
Tsy mila misahirana intsony.😍♥😻

👉🇫🇷 Aza adino 17 Avril 2026 ny rentrée ny informatique Professionel rehetra , Aza tara manao inscription an!

🌍 Misy formation en Langue ihany koa ato aminay:
Chinois🇨🇳 (HSK)
Français🇫🇷 ( DELF -DALF )
Anglais🇺🇸 (TEFL-TESOL-TOEFEL

🇨🇳🇫🇷🇺🇸Hahahazo diplôme international daholo ny fianarana Langue samy hafa ato aminay. Miampy ny certification avy eto @ centre Academic Madagascar .

👉👉👉(Misy rentrée ny 09 Mars 2026 izao ho an'ny fianarana langue rehetra )
Manaova inscription malaky raha te hahazo toerana🇨🇳🇫🇷🇺🇸.
👉Misy cours en ligne.
👉Misy cours special.
👉Misy cours Mercredi après midi sy Samedi .

👉👍Misy formation
Informatique bureautique 🖥tsotra ihany koa anareo izay vao hanomboka @ informatique.

😍♥😻
Izay tianao na hanomboka eto Madagascar ianao aloha no hianatra avy eo afaka alefanay hanohy @ centre de formation anay any Paris ka afaka hahazoana diplome RNCP.

🏫 "Représentant " direct ny Centre de formation Paris izahay
🛫Manampy ny mpianatra @ Dossier hebergement sy visa ary ny voyage izahay ho an'ireo mpianatra ato aminay hanohy ny fianarana hatrany Europe na Chine .

Varavarana misokatra ho an'ny fahombiazanao!
Midira Mp @ izay information tianao ho fantatra fa vonona izahay hanome anao izany am-pitiavana .

Adress: Ambatolampy Avaratanana Tana 6em
(Terminus bus 114 Ambatolampy)

📲 📞 034 47 762 06
033 37 668 31
👇👇👇👇👇👇👇
https://www.facebook.com/share/p/17i7NcxscG/

🇫🇷 NA ANY FRANCE OA NA ETO MADAGASCAR  ! 👇😍 TSY MAINTSY MAHAZO  DIPLOMA (Certification QUALIOPI : Eken'ny vondrona Europ...
25/02/2026

🇫🇷 NA ANY FRANCE OA NA ETO MADAGASCAR ! 👇

😍 TSY MAINTSY MAHAZO DIPLOMA (Certification QUALIOPI : Eken'ny vondrona Europeana sy ny Pays Francophone maneran-tany 🌎) ianao .

👉Miaraka @ 🌍JUCY ACADEMIE! Eto Madagascar ianao no mipetraka nefa ohatran'ny hoe mitovy ny mianatra any FRANCE ihany. 😍🇫🇷

👉Satria nahoana???

😆Diploma alaina any France ihany nefa efa afaka azonao eto Madagascar😍.

TONGA DIA ASSURÉ NY AVENIRANAO E! 👍

🌍 Hiaraha mahala sy mahafantatra @ izao fa izay tsy mahay Langue sy informatique dia tsy afaka ny hisehatra @ ny fifandraisana sy ny asa @ sehatra iraisam-pirenena mihintsy.
Koa manolotra vahaolana ny amin'izany ny centre de formation 🌍JUCY ACADEMIE.

🌍 Centre de formation en Langue
Chinois🇨🇳 (HSK)
Français🇫🇷 ( DELF -DALF )
Anglais🇺🇸 (TEFL-TESOL-TOEFEL)
Informatique bureautique 🖥

Informatique Professionel💻 DWWM, TSSR, TAI , CDA
👉🇫🇷 Aza adino 20 Avril 2026 ny rentrée ny informatique Professionel rehetra , Aza tara manao inscription an!

😍♥😻
Izay tianao na hanomboka eto Madagascar ianao aloha no hianatra avy eo afaka alefanay hanohy @ centre de formation anay ihany any Paris ka afaka hahazoana diplome RNCP.

👉 Aza adino an !!
🇨🇳🇫🇷🇺🇸Mahazo diplôme international daholo koa ianao @ ny fianarana Langue samy hafa ato aminay. Miampy ny certification avy ato @ centre Academic eto Madagascar .

👉👉👉(Misy rentrée ny 09 Mars 2026 izao ho an'ny fianarana langue rehetra )
Manaova inscription malaky raha te hahazo toerana.🇨🇳🇫🇷🇺🇸

🏫 "Représentant " direct ny Centre de formation Paris izahay
Afaka hahazoana niveau (Bac +2) eto Madagascar ary (Bac +3/4) Diplome RNCP any Paris .

🛫Manampy ny mpianatra @ Dossier hebergement sy visa ary ny voyage izahay ho an'ireo mpianatra ato aminay hanohy ny fianarana hatrany Europe na Chine .

Varavarana misokatra ho an'ny fahombiazanao!
Midira Mp @ izay information tianao ho fantatra fa vonona izahay hanome anao izany am-pitiavana .

Adress: Ambatolampy Avaratanana Tana 6em
(Terminus bus 114 Ambatolampy)

📲 📞 034 47 762 06
033 37 668 31
👇👇👇👇👇👇👇
https://www.facebook.com/share/p/17i7NcxscG/

➡️Des supports modernes pour apprendre les langues plus facilement.👨‍🏫Nos livres sont conçus pour vous accompagner pas à...
18/02/2026

➡️Des supports modernes pour apprendre les langues plus facilement.👨‍🏫
Nos livres sont conçus pour vous accompagner pas à pas, avec des méthodes claires, modernes et efficaces.📚📖
➡️Chez Jucy Académie⭐⭐, nous croyons que chaque apprenant peut progresser avec les bons outils et un bon encadrement.
➡️Rejoignez-nous dès aujourd’hui et faites de cette rentrée le début d’une belle aventure linguistique🌍🇨🇳🇺🇸🇫🇷.
👉Prochain rentrée : 02 mars 2026 !!!
N'hésitez pas à nous contacter pour plus d'informations.😉
Contact:0344776206

🎊 Jucy Académie 祝大家新年快乐!🇨🇳🇨🇳愿大家在新的一年里不断进步,发现语言的魅力。新的一年,让我们一起探索多种语言的世界。祝学习进步,前程似锦! 🥳✨🎉 Jucy Académie vous souhaite une tr...
17/02/2026

🎊 Jucy Académie 祝大家新年快乐!🇨🇳🇨🇳
愿大家在新的一年里不断进步,发现语言的魅力。
新的一年,让我们一起探索多种语言的世界。
祝学习进步,前程似锦! 🥳✨

🎉 Jucy Académie vous souhaite une très belle année !
Que vos progrès et vos découvertes linguistiques se multiplient tout au long de l’année.
En cette nouvelle année, explorons ensemble le monde des langues.🌍
Nous vous souhaitons beaucoup de réussite et un bel avenir💪⭐

🇫🇷 TOMBOTSOA MISOKATRA HO ANAO ITY !TSY MAINTSY TAFITA FA JEREO ANGE E! 👇👍 MANANA NA TSY MANANA BAC IANAO DIA AFAKA MAHA...
13/02/2026

🇫🇷 TOMBOTSOA MISOKATRA HO ANAO ITY !
TSY MAINTSY TAFITA FA JEREO ANGE E! 👇👍

MANANA NA TSY MANANA BAC IANAO DIA AFAKA MAHAZO DIPLOME (CERTIFICATION QUALIOPI ) ary afaka HIANATRA ANY PARIS (@ resaka informatique DWWM ,TSSR,CDA .... )

🌍 Hiaraha mahala sy mahafantatra @ izao fa izay tsy mahay Langue sy informatique dia tsy afaka ny hisehatra @ ny fifandraisana sy ny asa @ sehatra iraisam-pirenena mihintsy.
Koa manolotra vahaolana ny amin'izany ny centre de formation JUCY ACADEMIE

🌍 Centre de formation en Langue
Chinois🇨🇳 (HSK)
Français🇫🇷 ( DELF -DALF )
Anglais🇺🇸 (TEFL-TESOL-TOEFEL)
Informatique bureautique 🖥
Informatique Professionel💻 DWWM, TSSR, CDA

😍♥😻 Raha mbola tsy afaka ny hande dia misy fianarana ato aminay izay hahazoana diploma (Certification QUALIOPI : Eken'ny vondrona Europeana sy ny firenena Francophone rehetra maneran-tany .
Ary mahazo diplôme international daholo @ ny fianarana Langue samy hafa.

🏫 "Représentant " direct ny Centre de formation Paris izahay
Afaka hahazoana niveau (Bac +2) eto Madagascar ary (Bac +3/4) Diplome RNCP any Paris .

🛫Manampy ny mpianatra @ Dossier hebergement sy visa ary ny voyage 🛫...sns

EFA MISY NY COURS POUR ENFANT :Mercredi après midi sy Samedi maraina.
EFA MISY KOA NY COURS EN LIGNE.

Varavarana misokatra ho an'ny fahombiazanao!
Midira Mp @ izay information tianao ho fantatra fa vonona izahay hanome anao izany am-pitiavana .

👉RENTREE VAOVAO HOAN 'IZAY TSY NAHATRATRA TEO : 02 MARS 2026

Adress:
AMBATOLAMPY ANTEHIROKA TANA VI (Terminus Bus 114)
📲 📞 034 47 762 06
👇👇👇👇👇👇👇

https://www.facebook.com/profile.php?id=61584764781140

Address

Ambatolampy Antehiroaka
Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jucy Académie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share