ABET English

ABET English Fanampiana ny tanora hahafehy ny teny Anglisy ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง

Mr ah,๐Ÿ˜… Marina ity
23/08/2026

Mr ah,๐Ÿ˜… Marina ity

Impossible, impossible, impossible...
Mianara teny Anglisy ry sipa ah๐Ÿ˜…๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ

20/08/2026
17/08/2026

Ahoana no hitenenana hoe:
Manerika be ny andro๐ŸŒง๏ธ๐Ÿฅถ
Amin'ny teny Anglisy ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ
๐Ÿ‘‡Comment ๐Ÿ‘‡

16/08/2026

15/08/2026

๐—ฃ๐—ข๐—ฆ๐—ฆ๐—œ๐—•๐—Ÿ๐—˜ ๐—ฉ๐—˜ ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—š๐—Ÿ๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ข ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ 2 ๐—ฉ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—”? ๐Ÿค”๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง

๐—ฌ๐—˜๐—ฆ, ๐—ฝ๐—ผ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ฏ๐—น๐—ฒ ny mianatra sy mahay mampiasa Anglisy ao anatinโ€™ny 2 volana. โœ…
Fa tsy midika izany hoe efa mahafehy tanteraka ny teny Anglisy ianao ao anatinโ€™izany fotoana izany.

Ao anatinโ€™ny 2 volana dia afaka manomboka:
๐Ÿ‘‰ Mahay miarahaba
๐Ÿ‘‰ Mahay mampahafantatra ny tenanao
๐Ÿ‘‰ Mahay mamorona fehezanteny tsotra
๐Ÿ‘‰ Ary indrindra, manomboka sahy miteny Anglisy! ๐Ÿ—ฃ๏ธ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง

Jereo ity mpianatra nanao ๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฉ๐—ฎ๐—ฐ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ๐˜€ 0๐—”๐—ฟ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—”๐—•๐—˜๐—ง ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐—ถ๐˜๐˜†. Tsy hoe efa master Anglisy izy, fa efa afaka mampiasa sy miresaka aminโ€™ny ambaratonga A2. ๐Ÿ‘

Ary raha hiakatra B1 โ†’ B2 izy, ahoana ny fivoaranโ€™ny niveau-ny rehefa mitohy mianatra? ๐Ÿ˜
Ianao indray no mamaly! ๐Ÿ‘‡

๐Ÿ’ก Ny zava-dehibe dia izao:
Tsy mila mahafehy Anglisy vao manomboka miteny. Mila manomboka miteny vao tena mahafehy tsikelikely.

๐Ÿ”ฅ ๐—”๐—•๐—˜๐—ง ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ dia efa nanofana mpianatra maro taminโ€™ny fianarana teny Anglisy. Anjaranao indray izao!

๐Ÿ“ EPP AMBANIMASO
๐Ÿ“š COURS SPร‰CIAL SAMEDI

๐Ÿ’ฐ Droit : 35.000 Ar
๐Ÿ’ต ร‰colage : 20.000 Ar / mois
โณ Durรฉe : 3 mois

โš ๏ธ VOAFETRA NY TOERANA!
Aza miandry hoe โ€œrahampitso aho hanomboka.โ€
Atombohy anio ny dingana hanovana ny English-nao. ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“ž 034 86 380 82
๐Ÿ“ฉ Na midira MP raha mila fanazavana.

14/08/2026

๐ŸŽ“ ๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—™๐—” ๐—ฉ๐—œ๐—ง๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—”๐—–๐—–, ๐—œ๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—ข ๐——๐—œ๐—ก๐—š๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ž๐—”?
๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง Alohanโ€™ny hirosoana eny aminโ€™ny Universitรฉ, nahoana raha manomana ny tenanao aminโ€™ny teny Anglisy?

Vita BACC ianao? Fotoana izao hanampiana compรฉtence iray tena ilaina aminโ€™ny fianaranao sy ny hoavinao.

๐ŸŽ“ ๐—”๐—•๐—˜๐—ง ๐—˜๐—ก๐—š๐—Ÿ๐—œ๐—ฆ๐—› โ€“ ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—ฆ ๐—ก๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—Ÿ
๐Ÿ“… ๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐˜€๐—ฝ๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ถ๐—ฎ๐—น ๐—ฆ๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ฑ๐—ถ | ๐Ÿ“ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐˜†
๐Ÿ’ฐ Droit 40.000 Ar | ร‰colage 20.000 Ar/mois | 3 mois

๐Ÿ—ฃ๏ธ Speaking โ€ข Pronunciation โ€ข Grammar โ€ข Listening โ€ข Vocabulary

๐Ÿ”ฅ EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA!

๐Ÿ“ฒ Antsoy 034 86 380 82 na alefaso MP izao raha te hisoratra anarana.

๐ŸŽ“ ๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—™๐—” ๐—ฉ๐—œ๐—ง๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—”๐—–๐—–, ๐—œ๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—ข ๐——๐—œ๐—ก๐—š๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ž๐—”?๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง Alohanโ€™ny hirosoana eny aminโ€™ny Universitรฉ, nahoana raha manomana ny...
13/08/2026

๐ŸŽ“ ๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—™๐—” ๐—ฉ๐—œ๐—ง๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—”๐—–๐—–, ๐—œ๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—ข ๐——๐—œ๐—ก๐—š๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ž๐—”?
๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง Alohanโ€™ny hirosoana eny aminโ€™ny Universitรฉ, nahoana raha manomana ny tenanao aminโ€™ny teny Anglisy?

Vita BACC ianao? Fotoana izao hanampiana compรฉtence iray tena ilaina aminโ€™ny fianaranao sy ny hoavinao.

๐ŸŽ“ ๐—”๐—•๐—˜๐—ง ๐—˜๐—ก๐—š๐—Ÿ๐—œ๐—ฆ๐—› โ€“ ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—ฆ ๐—ก๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—Ÿ
๐Ÿ“… ๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐˜€๐—ฝ๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ถ๐—ฎ๐—น ๐—ฆ๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ฑ๐—ถ | ๐Ÿ“ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐˜†
๐Ÿ’ฐ Droit 35.000 Ar | ร‰colage 20.000 Ar/mois | 3 mois

๐Ÿ—ฃ๏ธ Speaking โ€ข Pronunciation โ€ข Grammar โ€ข Listening โ€ข Vocabulary

๐Ÿ”ฅ EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA!

๐Ÿ“ฒ Antsoy 034 86 380 82 na alefaso MP izao raha te hisoratra anarana.

05/08/2026

Well begun
Half done โœ…

๐Ÿ“š ๐—”๐—ญ๐—” ๐—”๐—™๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ฅ๐—ข ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—ก๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—ฌ ๐˜€๐˜† ๐—•๐—˜๐—™๐—ข๐—ฅ๐—˜ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ!โŒ Come here before 8 o'clock.โŒ Come here by 8 o'clock.Mar...
03/08/2026

๐Ÿ“š ๐—”๐—ญ๐—” ๐—”๐—™๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ฅ๐—ข ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—ก๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—ฌ ๐˜€๐˜† ๐—•๐—˜๐—™๐—ข๐—ฅ๐—˜ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ!

โŒ Come here before 8 o'clock.
โŒ Come here by 8 o'clock.

Maro no mihevitra fa mitovy ireo, nefa tsy izany mihitsy!

โœ… ๐—•๐—˜๐—™๐—ข๐—ฅ๐—˜ = ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜†
๐Ÿ‘‰ Come here before 8 o'clock.
โžก๏ธ Tongava alohan'ny 8 ora.
(7:30 โœ”๏ธ | 7:59 โœ”๏ธ | 8:00 โŒ)

โœ… ๐—•๐—ฌ = ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜†
๐Ÿ‘‰ Come here by 8 o'clock.
โžก๏ธ Tokony ho tonga amin'ny 8 ora na alohan'izany.
(7:30 โœ”๏ธ | 7:59 โœ”๏ธ | 8:00 โœ”๏ธ | 8:01 โŒ)

๐Ÿ“Œ Submit your homework before Friday.
โžก๏ธ Alefa alohan'ny zoma.

๐Ÿ“Œ Submit your homework by Friday.
โžก๏ธ Alefa farafahatarany zoma.

๐Ÿ’ก Tadidio tsara ary fa ny:
๐Ÿ”น BEFORE = alohan'ny
๐Ÿ”น BY = farafahatarany

๐Ÿ‘‡ Manorata fehezanteny iray mampiasa BY na BEFORE eo amin'ny commentaire.

03/08/2026

ABET (American British English Teaching)๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง

Unique ๐Ÿฅฐ

Address

Ambanimaso
Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ABET English posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share