COURS, IL' AIKO Ambanja

COURS, IL' AIKO Ambanja

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COURS, IL' AIKO Ambanja, College & University, 06-D-02-250 Tanambao V, Ambanja.

27/09/2025

***Année Scolaire 2025 - 2026***
Mbola mitohy ny fisoratana anarana. Natao ho antsika tsy ankanavaka.

30/08/2025

*** Année scolaire 2025 - 2026 ***
Centre d'Etudes " COURS, IL' AIKO" dia misaokatra ho atsika jiaby, TSY ANKANAVAKA.
Hihomagna @ BEPC sy BACC 2026 atsika.
NB. Izahay fo mikarakara "DOSSIER" jiaby mba hahafana miatriky examen.

27/08/2025
27/08/2025

Thomas Fuller, Afrikanina iray namidy ho andevo tamin’ny 1724 fony izy 14 taona, dia nantsoina tamin'ny anaram-bositra tamin'izany fotoana izany hoe “Calculateur de Virginie” noho ny fahaiza-manaony miavaka tamin’ny fanisàna ara-matematika sarotra atao an-tsaina fotsiny(Calcul mental).

Indray mandeha, nanontaniana izy hoe : firy ny segondra ao anatin’ny taona iray sy tapany ? Tonga dia namaly tao anatin’ny roa minitra teo ho eo izy : 47 304 000.

Avy eo, nanontaniana indray izy hoe : firy ny segondra efa niainan’ny lehilahy iray 70 taona, 17 andro sy 12 ora ? Namaly tao anatin’ny iray minitra sy sasany izy : 2 210 500 800.

Nisy tamin’ireo olona teo nanisa tamin’ny taratasy ka nilaza fa diso i Fuller satria ambany kokoa noho izany ny isa.
Fa namaly haingana i Fuller hoe :
👉 “Top, massa, adinonao ny taona bisextile.”

Rehefa nampidirina ny taona bisextile (366 andro), dia nitovy tsara ny valiny.

📖 Tantara Afrikanina
Loharano : Edo Tv

Animex

Santé Naturelle AINA SOA

22/08/2025

Mianarà tsara ry zandry ary mihezahà hatrany mba hahazo vokatra tsara any amin'ny taom-pijinjana.

- Hitan'ny Dada, ilay sipa voalohany foana tao ampianaranay iny anie ka tsy afaka BACC nefa mahay ery sady ambony be foana ny note-ny !
- Izany ve ? Fa ahoana lesy ?
- Ary tsaron’i Dada koa ve i Rado ? Ilay namako miaraka manao révision sy mampinatra ahy physique sy chimie iny foana ? Ilay hoy i Dada hoe tonga hita be hoe intelligent lery vao jerena ami 'izao fotsiny ? Iny koa anie tsy afaka e ! Tena gravy a !
- Izany ve ? Mampalahelo ko lery izany an !
- Ary ilay bandy namako iray iny koa tadidin'ny Dada ? Ilay zanaka prof de maths iny ? Ilay mahay mathématique be iny e ! I Tsila e ? Iny ko aza anie ny tsy afaka e !
- Ary ilaozan'ialahy mitantara ny naman'ialahy fotsiny izy izany fa ny an'ialahy toa tsy mba tenenin'ialahy ? Mba nanao ahoana ny fanadinan'ialahy io ? Afaka BACC indray sa mbola hi-triple amin'ny herintaona ?
- Ka izay mihintsy no tokony ho tsapan'i Dada ! Jereo anie ireny namako mahay be ireny aza tsy afaka dia ahoana kosa moa no tokony ahafahako kosa e ? 😂😂😂

21/08/2025

Tsy misy mafy, tsy laitran'ny zoto.
Félicitations zandry.

⭕BACC 2025

Antonio 13ans zanak'i Vavatenina afaka Bacc serie C tamin'ny taona 2024 .

Izao indray afaka BACC serie D mention très bien indray

Teny kely ho azy 🎤

Want your school to be the top-listed School/college in Ambanja?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

06-D-02-250 Tanambao V
Ambanja