Lycée Mixte Tsiaraso I Ambanja

Lycée Mixte Tsiaraso I Ambanja

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Mixte Tsiaraso I Ambanja, College & University, Ambanja.

Photos from Sambirano photo's post 23/05/2026
22/05/2026

Hisaorana manokana ianareo SOLDATS izay tena nanampy tamin'ny fikarakarana rehetra.
Merci beaucoup !
Mirary soa ho anareo rehetra samy hahomby amin'ny BACCALAURÉAT !!!

22/05/2026

Izahay Mpampianatra sy mpianatra ato amin'ny Lycée Mixte Tsiaraso I Ambanja dia maneho fisaorana sy fankasitrahana ho anareo rehetra nanampy anay nahatanteraka soamatsara iny fankalazana ny 40e anniversaire iny.
Isaorana manokana :
🔸 Andriamatoa Solombavam-bahoaka voafidy teto Ambanja DARKHAOUI SIRITIS
🔸 Andriamatoa Ben'ny Tanànan'Ambanja LAPOTA
🔸 Andriamatoa HOUSSENI (Housseni collect)
🔸Ny Don Tsy kivy
🔸 THÉODULE ÉTABLISSEMENT
🔸 Yas Madagascar
🔸 Ireo rehetra nanampy ara-pitaovana

Isaorana ihany koa ianareo rehetra nandray anjara tamin'ny alalan'ny invitation sy ny fanohananareo tonga nanontrona anay tamin'iny fety iny.
Sitraka enti-matory tompoko, ho valiana raha matsiaro.
Mankasitraka indrindra tompoko !!!

Photos from Lycée Mixte Tsiaraso I Ambanja's post 22/05/2026

40e ANNIVERSAIRE DU LYCÉE MIXTE TSIARASO I AMBANJA

Tatitra an-tsary ny Marathon

📸 Sambirano photo



Photos from Lycée Mixte Tsiaraso I Ambanja's post 18/05/2026

40e Anniversaire du LYCÉE MIXTE TSIARASO I AMBANJA

Quelques photos du carnaval 🎆🎉👏

Photos from Lycée Mixte Tsiaraso I Ambanja's post 18/05/2026

40e Anniversaire du LYCÉE MIXTE TSIARASO I AMBANJA

Quelques photos de la cérémonie d'ouverture 🎆🎉👏

18/05/2026
Want your school to be the top-listed School/college in Ambanja?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ambanja
203