Maitre Sterry

Maitre Sterry Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maitre Sterry, College & University, En face du Jirama, Ambanitsena.

😊Fohy loatra ny fiainana koa mahaiza maka tsirony😊Maitre Sterry
19/08/2023

😊Fohy loatra ny fiainana koa mahaiza maka tsirony😊

Maitre Sterry

Daty manandanja teo amin'ny Tantaran'ny Kung-Fu Wisa ny daty androany 18 Août 2023.18 Août 2019 - 18 Août 2023Feno 04 ta...
18/08/2023

Daty manandanja teo amin'ny Tantaran'ny Kung-Fu Wisa ny daty androany 18 Août 2023.

18 Août 2019 - 18 Août 2023
Feno 04 taona androany no Nanosorana Grand Maître an'i Grand Maître Avoko RAKOTOARIJAONA teny amin'ny Temple de Pierre Mizael.

Rehareha antsika mpikatroka Kung-Fu Wisa izany satria mbola manana Grand Maître afaka mampianatra sy mizara fahalalana amintsika.

Handeha hirary soa azy isika amin'ny adidy maro izay mbola miandry azy na ato amin'ny Kung-fu Wisa izany na eto amin'ny Firenena.

15/08/2023

MATY SA VELONA NY GRAND MAÎTRE PIERRE BE??

Araho ary ny tantara,
Henoy Hatramin'ny farany
Zarao amin'ny namanao avy eo

Maitre Sterry

Fanontaniana mipetraka foana,," MATY SA VELONA NY GRAND MAITRE PIERRE MIZAËL" ??Vao mipub sary kung fu wisa,,dia tsy mai...
08/08/2023

Fanontaniana mipetraka foana,,

" MATY SA VELONA NY GRAND MAITRE PIERRE MIZAËL" ??

Vao mipub sary kung fu wisa,,dia tsy maintsy misy manontany foana io

Ho alefatsika eto @ Page ny video manazava ny tantara,,dia anjaranao no mamakafaka hoe maty tokoa ve sa tsia ny GRAND MAÎTRE PIERRE MIZAËL

Partageo ary ho hitan'ny hafa ity pub ity mba tsy ianao irery no hahafantatra ny tantara

Maitre Sterry

Amin'ny Alahady 13 Aout 2023 ho avy izao indray  ny fotoanantsika ao amin'ny ASKA 67Ha.Miaraka amin'i Grand Maître Avoko...
07/08/2023

Amin'ny Alahady 13 Aout 2023 ho avy izao indray ny fotoanantsika ao amin'ny ASKA 67Ha.

Miaraka amin'i Grand Maître Avoko RAKOTOARIJAONA.
Fizaràna teknika special
Fanazavàna ny ISH IRAI (TBK-B-W )
Manomboka @ 8ora maraina,,aza tara

Maitre Sterry

FAMPIANARANA KUNG FU WISAMandray mpianatra foana izahay ato @   5taona ka hatramin'ny 70taona,, Lahy/vavyManao ihany koa...
06/08/2023

FAMPIANARANA KUNG FU WISA

Mandray mpianatra foana izahay ato @
5taona ka hatramin'ny 70taona,, Lahy/vavy

Manao ihany koa sy

KWOON DIDY: TRANOMPOKONOLONA AMBOHIJANAHARY AMPITAN'NY COMMUNE.

ENTRAÎNEMENT:
-SABOTSY @ 11:30
-Alahady @6 Maraina

Fanazavana Fanampiny : Maitre Haja: 0343802023

Pika sary Nandritra ny fandalovana tao Amin'ny FOIBE NASIONALY
01/08/2023

Pika sary Nandritra ny fandalovana tao Amin'ny FOIBE NASIONALY

TSIARO ny famonoan'ny fitondrapanjakana🇲🇬 ireo mpikatroka Kung Fu ny 1 août 1985. Efa nipetraka any anaty valan'ny TANTA...
01/08/2023

TSIARO ny famonoan'ny fitondrapanjakana🇲🇬 ireo mpikatroka Kung Fu ny 1 août 1985.
Efa nipetraka any anaty valan'ny TANTARA.
2023 mivoatra, miova isan'andro ny zavatra rehetra
Mittohy ny fiainana,,mitohy ny kung fu



Maitre Sterry

Mialatsiny aminareo zay niantso sy nandefa Mp sy sms fa tena nohon'ny antony maro dia tsy afaka nihaona taminareo ny ten...
31/07/2023

Mialatsiny aminareo zay niantso sy nandefa Mp sy sms fa tena nohon'ny antony maro dia tsy afaka nihaona taminareo ny tenako🥰❤️
Maro loatra koa ianareo dia tsy araka😁😁,,
Amin'zay lelah be daholo🤣🤣🤣(Vazivazy😏)

Aleo avondrona amin'ny toerana anakiray amin'ny manaraka fa alamintsika eo ny fotoana🥰😁😁

Aiza daholo ireo namana rehetra maniry hihaona mivantana amiko ireny🥰🥰,Eto Antananarivo ny Bôgôsinareo amin'izao fotoana...
31/07/2023

Aiza daholo ireo namana rehetra maniry hihaona mivantana amiko ireny🥰🥰,
Eto Antananarivo ny Bôgôsinareo amin'izao fotoana izao🥰😁
Ndao mba hiaraka haka sary e😊,, hiaraka hisakafo🥱,,
Hihihi,
Mirary tontolo andro mahafinaritra hoanareo😘
Maitre Sterry

31/07/2023

Address

En Face Du Jirama
Ambanitsena

Telephone

+261341309353

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maitre Sterry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Maitre Sterry:

Shortcuts

Share