SFM Ny Sehatra Fianarana Mozika (SFM) dia seha-panabeazana mifamato-piainana amin'ny FI.MPI.Z SOAMIAVAKA.

Mivavaha ho an'ny taninjanaka. 🙏🇲🇬
26/06/2025

Mivavaha ho an'ny taninjanaka. 🙏🇲🇬

Andao hifanotrona, hamelona ilay fanantenana ☺️"Fa raha mbola hisy koa ny farany, dia tsy ho foana ny fanantenanao." Oha...
14/06/2025

Andao hifanotrona, hamelona ilay fanantenana ☺️

"Fa raha mbola hisy koa ny farany, dia tsy ho foana ny fanantenanao." Ohabolana 23:18

Zarao raha toa ka maharesy lahatra anao 🙏

Toy izao no fahitan'ny vahiny fahizany ny toetoetra sy fahafahana ara-mozika nananan'ny Malagasy (aptitude naturelle et ...
20/02/2025

Toy izao no fahitan'ny vahiny fahizany ny toetoetra sy fahafahana ara-mozika nananan'ny Malagasy (aptitude naturelle et prédisposition pour la musique).

"Le musicien malgache se distingue par son intuition musicale très poussée, par son goût inné pour la musique. Il vient à bout d'une difficulté, même sans aucune notion de solfège. Il apprend facilement ; et patient, il est souple entre les mains du maître."

Aussi en 1862 le Capitaine Vaisseau DUPRE, assistant au Couronnement de Radama II dit:
"L' aptitude musical de ce peuple est vraiment extraordinaire, le sentiment de la mesure et l'harmonie est inné en lui."

- R.P.MALZAC, in "Histoire du Royaume Hova", TANANARIVE, Imprimerie catholique _1930

Fanehoan-kevitra nindramina.

Handray anjara amin'io fotoana io ny SFM 😊Manantena hifanatri-tava aminao amin'io fotoana io. Mirary soa!
23/08/2024

Handray anjara amin'io fotoana io ny SFM 😊
Manantena hifanatri-tava aminao amin'io fotoana io. Mirary soa!

Mitaky faharetana ny fianarana mozika: na ho an'ny mpampianatra na ho an'ny mpianatra.Dikanteny malalaka:- Mpampianatra:...
23/02/2024

Mitaky faharetana ny fianarana mozika: na ho an'ny mpampianatra na ho an'ny mpianatra.

Dikanteny malalaka:
- Mpampianatra: Mialà teo, tsy ho hainao mihitsy io.
- Mpianatra: Raha miala teto aho, tsy ho haiko mihitsy io.
Fanamarihana: Sary indrana.

Henoy!
08/12/2023

Henoy!

Fandaharam-potoana mahafinaritra ho antsika izay tia na liana amin'ny "musique savante"Tongàva daholo! Sabotsy 09 desamb...
14/11/2023

Fandaharam-potoana mahafinaritra ho antsika izay tia na liana amin'ny "musique savante"
Tongàva daholo!
Sabotsy 09 desambra 2023

 Rehefa ampifandraisina amin'ny mozika kanto manomboka amin'ny fahazazany sy omena fahafahana hianatra sy hitendry izany...
27/07/2023


Rehefa ampifandraisina amin'ny mozika kanto manomboka amin'ny fahazazany sy omena fahafahana hianatra sy hitendry izany ny ankizy, dia mampivoatra ny fahatsapany (sensibilité) sy ny fifehezan-tenany (discipline) ary ny fiaretany (endurance) izany. Mamony amin'ny fahatsarana ny fony satria lasa ampahany amin'ny fiiziny mihitsy ny mozika. Andao hankamamy sy hamboly ny herin'ny mozika mba hamolavola ny fo sy ny saina tanora.

03/03/2023


Finaritra! Misokatra indray ny fisoratana anarana ho amin'ny fianarana mihira solfa izay haharitra dimy (5) volana. ⏳
👉 Ho an'ny ankizy 7-14 taona
👉 Fanombohana: Alahady 02 Aprily 2023
👉 Ora fianarana: 2:00 - 3:00 tolakandro
👉 Toerana: FJKM Soamiavaka Filadelfia Miandrarivo Ambanidia
Andinindininy: 📞 034 85 860 68 na MP

Arahabaina ianao amin'izao taona 2022 izao fa mbola velona aina soa aman-tsara noho ny fahasoavan'Andriamanitra. Mitohy ...
02/01/2022

Arahabaina ianao amin'izao taona 2022 izao fa mbola velona aina soa aman-tsara noho ny fahasoavan'Andriamanitra.

Mitohy ny hetsika "Mitsoka Solfa" hisitrahana fampianarana fototra mahakasika ny SOLFA, izay natao ho an'ny ankizy manomboka amin'ny 7 ka hatramin'ny 17 taona.
👉 Misokatra ny fisoratana anarana taona 2022.
👉 Aza misalasala àry, midira "MP".
👉 Fanombohana: alahady 03/04/2022.
"Fantaro ny zavatra rehetra; hazony mafy izay tsara". 1Tes.5:21

Finaritra! Misokatra ny fisoratana anarana ho amin'ny taom-pianarana vaovao. ⏳👉 Fanombohana: Alarobia 06 Oktobra 2021👉 O...
15/09/2021

Finaritra! Misokatra ny fisoratana anarana ho amin'ny taom-pianarana vaovao. ⏳
👉 Fanombohana: Alarobia 06 Oktobra 2021
👉 Ora fianarana: 4 ora - 5 ora sy 30 minitra
👉 Toerana: FJKM Soamiavaka Filadelfia Miandrarivo Ambanidia
Andinindininy: 📞 034 85 860 68 na MP

Address

Miandrarivo Ambanidia
Ambanidia

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SFM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share