09/04/2026
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏽
RN 7
09/04/2026
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏽
20/02/2026
Andron'ny sekoly 2026 ❤️Mankasitraka ny ekipa rehetra t@ fiarahana nanamasaka ny fety
09/11/2025
Miverina an-tsekoly ny mpianatra rehetra manomboka rampitso 10/11/2025
05/10/2025
Bonne fête
21/09/2025
EPP Alatsinainy 👍mbola hitohy ny tamboho saingy ho fiarovana ny ankizy de nofefena vonjimaika @ grillage aloa ny sisa tsy vita mba hanamora ny fitandrovana ny mpianatra ankasitrahana ny Ray aman-dreny @ fanohanana ny sekoly🙏
15/07/2025
résultats CEPE 80%
14/05/2025
💥Ambamadio 2025💥
Nandray Anjara t@ fampirantiana resaka fitantana fako ny mpianatra kilasy faha 3 teto @ EPP alatsinainy isaorana ny Mpampianatra nanohana sy nitarika ireo ankizy t@ fanodinana ny fako ho lasa kilalao sy fitaovana azo ampiasaina ankasitrahana feno ny CUA sy ny tetikasa Ambamadio
💥Sekoly madio no tanjona💥
Mankasitraka antsika rehetra tsy ankanavaka niara ory t@ EPP Alatsinainy 🙏de ny soa koa ro hikambanana🙏
| 09:00 - 17:00 |