24/08/2026
🎓📚 𝐒𝐀𝐋𝐎𝐍 𝐃𝐄 𝐋'𝐄́𝐓𝐔𝐃𝐈𝐀𝐍𝐓 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐃𝐄 𝐋'𝐔𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒𝐈𝐓𝐄́ 𝐃'𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 🏫✨
💡 Tsara foana ny manatrika itony « 𝑺𝒂𝒍𝒐𝒏 𝒅𝒆 𝒍'𝑬́𝒕𝒖𝒅𝒊𝒂𝒏𝒕 » itony alohan'ny hanapahana hevitra 🤔📝 amin'ny tohin'ny fianarana kasaina atao. 🎓📖
👉 Fahafahana iray hahazoana vaovao, torohevitra ary fanazavana momba ireo lalam-pianarana samihafa. 🌟🎯