20/07/2026
✳️✳️Nitsidika ivon-toeram-panadinana maromaro ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena RAJAONARISON Sendra Nirina, nandritra ny fanadinam-panjakana CEPE, ny talata 16 jona 2026.
Tafiditra tao anatin’izany ny:
- EPP Andoharanofotsy
- CEG Andoharanofotsy
- CEG Alasora
- CEG Ambohimangakely
- CEG Talata Volonondry
- CEG Soamandrakizay
- Lycée Paul Minault
- Lycée JJ Rabearivelo
- CEG Avaradrova
- CEG Antanimbarinandriana
- CEG Tsimbazaza
UCOM MEN/ Jona 2026