Un mois de Français en Call Center

Un mois de Français en Call Center � Formation Français pour Call Center
� Préparation Entretien & Emploi
� Méthode rapide, pratique

🚀 Te hiteny Français sy hiasa amin'ny Call Center ve ianao ?❓Tsy afaka tafiditra amin’ny centre d’appel ianao raha mbola...
22/03/2026

🚀 Te hiteny Français sy hiasa amin'ny Call Center ve ianao ?

❓Tsy afaka tafiditra amin’ny centre d’appel ianao raha mbola tsy manana bagage feno amin’ny Français sy Call Center:
• Matahotra rehefa miresaka amin’ny client
• Mahazo zavatra lazaina fa tsy afaka mamaly
• Tsy mahay miresaka amin’ny client
• Tsy mahay mivarotra sy mandresy lahatra ny client
• Tsy mahay mihevitra ny émotion ny client (tezitra, misalasala…)
• Tsy mahay technique entretien d’embauche

💡 Raha tsy manao zavatra ianao izao, dia very opportunité!

🕺 Santatra dia nanapakevitra ny hanova ny fiainany

📝 Nisoratra anarana tamin’ny “Formation Parler Français et travailler en Call Center – 7 jours” izy.

🎯 Taorian’ny formation:
✅ Miresaka amin’ny client amin’ny Français mora
✅ Mamaly questions sy objections
✅ Mahomby amin’ny entretien
✅ Mahazo asa Call Center haingana

🕺 Afaka manao tahaka azy koa ianao!

Mandritra ny formation dia:
• Hianatra miresaka amin’ny client amin’ny fomba matihanina
• Manao simulation entretien / service client
• Mianatra technique mivarotra sy mandresy lahatra
• Mahazo confidence amin’ny antso sy entretien

📍 Lieu : Antananarivo – centre de formation professionnel

🕘 Durée : 7 jours intensifs

💻 Fidirana : Tsy mila expérience, ho an’ny débutants ihany

🎁 Bonus inclus:
• Script agent complet vonona ampiasaina
• 1000 phrases pratiques
• Coaching entretien
• Groupe WhatsApp suivi

⚠️ Places limitées!

📩 Soraty “CALL CENTER” ao amin’ny message privé izao raha hisoratra anarana!

🚀 INONA MAHATONGA ANAO MBOLA TSY TAFIDITRA MIASA CALL CENTER ?Tsy afaka tafiditra amin’ny centre d’appel ianao raha mbol...
22/03/2026

🚀 INONA MAHATONGA ANAO MBOLA TSY TAFIDITRA MIASA CALL CENTER ?

Tsy afaka tafiditra amin’ny centre d’appel ianao raha mbola tsy manana bagage feno amin’ny Français sy Call Center:
- Matahotra rehefa miresaka amin’ny client
- Mahazo zavatra lazaina fa tsy afaka mamaly
- Tsy mahay miresaka amin’ny client
- Tsy mahay mivarotra sy mandresy lahatra ny client
- Tsy mahay migerer ny émotion ny client ( tezitra, misalasala, …)
- Tsy mahay technique entretien d’embauche

💡 Raha tsy manao zavatra ianao izao, dia very opportunité!

🕺Santatra dia nanapakevitra ny hanova ny fiainany.

📝 Nisoratra anarana tamin’ny “Formation Parler Français et travailler en Call Center – 7 jours” izy.

🎯 Taorian’ny formation:
✅ Miresaka amin’ny client amin’ny Français mora
✅ Mamaly questions sy objections
✅ Mahomby amin’ny entretien
✅ Mahazo asa Call Center haingana

✔️ Afaka manao tahaka azy koa ianao!

💼 Mandritra ny formation dia:
• Hianatra miresaka amin’ny client amin’ny fomba matihanina
• Manao simulation entretien / service client
• Mianatra technique mivarotra sy mandresy lahatra
• Mahazo confidence amin’ny antso sy entretien

Toerana hianarana & fidirana
📍 Lieu : Antananarivo Amoronakona

🕘 Durée : 7 jours intensifs

💻 Fidirana : Tsy mila expérience, ho an’ny débutants ihany

🎁 Bonus inclus:
- Script agent complet vonona ampiasaina
- 1000 phrases pratiques
- Coaching entretien
- Groupe WhatsApp suivi

⚠️ Places limitées!

📩 Soraty “CALL CENTER” ao amin’ny message privé izao mba hisoratra anarana!

15/03/2026

Fidirana amin'ny Mercredi izao, 35.000 Ar fa aoriana an'io miverina 80.000 Ar

🇲🇫 UN MOIS DE FRANÇAIS EN CALL CENTER 📍Te hanatsara ny Français ve ianao?Mitady asa? Te hiasa amin'ny Call Center ? 💼 Fo...
14/03/2026

🇲🇫 UN MOIS DE FRANÇAIS EN CALL CENTER

📍Te hanatsara ny Français ve ianao?
Mitady asa? Te hiasa amin'ny Call Center ?

💼 Formation accessible aux débutants
💼 Ho an'ny Olona mitady Asa na Te hiasa amin'ny Call Center

🎧 Ity formation ity natao hanampy anao:
• hiteny Français amin'ny confiance
• hiomana amin'ny Entretien d'embauche
• hahay miresaka amin'ny Client

💡Zavatra hianarana mandritra ny formation :
• Français amin'ny Asa
• Conversation Agent - Client
• Questions & Réponses amin'ny Entretien d'embauche
• Simulation appel Call Center

🎁 Bonus gratuit :
📓Boky PDF omena anao ( afaka imprimena ary iny no entina mandritra ny Cours)

📆 Début Formation : Mercredi - Jeudi - Vendredi izao

🏡 Lieu: Bypass Amoronakona
🛵 Parking disponible ( Moto & Voiture)
🚎 Bus iray ihany dia tonga
✔️ Accessible depuis : Alasora - Ilafy - Ambohimanambola - Ambohimangakely - Tanjombato - Ankadindramamy - Ambanidia - Ambohijatovo - Analakely ...)

💰Tarif Formation :
• 3 Premières inscriptions : 35.000 Ar
• 7 Places restantes : 50.000 Ar
• Prix normal : 80.000 Ar

💡 Paiement possible en 2 fois:
• 15.000 Ar amin'ny inscription
• Ny reste ambiny no alohan'ny hanombohan'ny formation
⚠️ Places limitées : 10 personnes seulement mba hahafahana manao Pratique sy Suivi tsirairay
🏪 Durée : 1 mois

📩 Soraty " RÉSERVATION" na " INFO" ao amin'ny Message Privé ( MP) raha te hisoratra anarana

UN MOIS DE FRANÇAIS EN CALL CENTER 🇲🇫 Mitady fianarana ahaizanao miteny Français haingana ve ianao? Aoriana 1 mois de af...
13/03/2026

UN MOIS DE FRANÇAIS EN CALL CENTER

🇲🇫 Mitady fianarana ahaizanao miteny Français haingana ve ianao? Aoriana 1 mois de afaka mipostule ao amin'ny Call Center.

🌐 Ireto avy zavatra hianarana :
💼 Base de:
• Grammaire
• Français parlé
• Préparation Entretien d'embauche
• Simulation entre Agent et Client

🎧 Raha vao vita ny formation die mipostule avy hatrany.

🕺 Manolotra Promotion sy Lancement izahay.

🏫 Ny fidirana amin'ny Mercredi Jeudi Vendredi izao

💰Tarif de lancement : 35.000 Ar Seulement

⚠️ Place limitée : 10 Seulement

🖐️Durée : 1 mois

🏡 Lieu: Amoronakona By-Pass

🚙 Bus iray ihany tonga ( Ilafy, Alasora, Ambohimangakely, Ambohimanambola, Tanjombato, Ambohijatovo, Mahazo Ankadindramamy, ...)

📩 Soraty " RÉSERVATION" na "INFO" raha mahaliana anao

̧aispourtous

13/03/2026

Fidirana:Mercredi Jeudi Vendredi

Mianatra 1 volana de miasa amin'ny Call Center avy hatrany

Address

Mandikanamana
Alasora
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Un mois de Français en Call Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share