31/01/2025
Buon viaggio a te e ti auguriamo tutto il bene del
Mondo 🌍
Buongiorno a tutti! 🤗
Buon viaggio 👋🏾 e buona avventura a te caro Richard!
Ti auguriamo tutto il bene del mondo e ti ringraziamo per la FIDUCIA in noi. 🙏🏾
Ciao 👋🏾! Madagascar 🇲🇬 e ci vediamo presto Roma, Italia 🇮🇹
Ti aspettiamo qui a Roma, Italia 🇮🇹 presto ….
più attivi Lycée Catholique Saint Etienne Ambanidia Campus Italie Madagascar Mpinamana - Mpianatra Malagasy Manerantany Zaraiko Vaovao Campus Italie Madagascar ( Gruppo di Supporto )
02/02/2024
Vaovao tsara ho an'ireo hanamboatra na hanavao . Tsy voatery hilahatra vao maraina be eny Anosy intsony fa efa afaka maka Rendez-vous amin'ny aterineto :
https://www.pn.gov.mg/passeport/
Nisokatra omaly io tranokala io ka efa afaka mamandrika fotoana ao izay hanao taratasy manomboka alatsinainy.
Tsy takiana intsony ny taratasy fampiantranoana na ny certificat d'hébergement. Nohamoraina koa ny taratasy hafa toy ny kopia nahaterahana, latsaky ny 3 volana lasa 6 volana.
Rédaction ©️
Loharano : L'Express de Madagascar - Ao Raha
27/12/2023
Link 👉🏽 : https://chng.it/MMBXjjHdmk
Diaspora Malagasy eto Italia Ambassade Madagascar Rome
Cette campagne a besoin de vous
Problèmes Récurrents de Passeports de la Diaspora Malagasy
01/11/2023
Buongiorno a tutti 🤗
TONGASOA 🇲🇬 BENVENUTO 🇮🇹
👉🏽Nicomede Razafy👈🏽
Tena andro niavaka sy nanandanja hoazy tokoa hono ny anio ary tsy hoadinony velively satria vao tonga eto Rome, italie izy dia niaraka tamin’ny team Tanora Malagasy Eto Italie sy Murio Razafindrakoto nitety ireo toerana dimy (5) izay fantadaza sy mana-tantarany avokoa. Vao ora ray (1) monja izy no nandiha ny Rome, Italie dia efa nahitan’ireo toerana maro ireo. Ka feno ery ny fony fa tena tsy nampoiziny hoe tao anatiny ora iray monja izy dia nahatety an’ireo rehetra ireo nefa vao voalohany no tonga eto Italie. 🇮🇹
1- Piazza del popolo
2-Piazza di Spagna
3-Fontana di Trevi
4-Piazza Venezia
5-Colosseo 🏟️
Fifaliana hoanay koa ny niaraka SY nahalala azy.
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra hoanao izahay amin’ny fianarana izay ataonao any Firenze any ka Mitongava amin’ny avo indrindra ianao.
Miandry ny Tanora Mpianatra hafa indray izahay fa mbola maro dia maro ianareo no miandry ny fiangana ao Antanindrazana.
Veloma Nicomede dia hifankahita eto hiany isikia.
Ciao e ci vediamo in giro 🤗
30/10/2023
Tongasoa/Benvenuta in Italia 🇮🇹 Gouclou Falcania dia mirary ny soa rehetra hoanao. Buona Fortuna 🤗