Hybricon Mada

Hybricon  Mada Hybricon is a project that examines the effects of hybridization on conflicts trajectories in Madagascar.

We are a group of Malagasy researchers and communicators working on peacebuilding and development.

25/10/2024
🇲🇬 🎙 Salama daholo o, 🎨📚 Antso ho an’ny ankizy, tanora sy ny Mpikaroka rehetra! 🌍🕊️Tongava miaraka aminay amin'ny hetsik...
25/06/2024

🇲🇬 🎙 Salama daholo o, 🎨📚 Antso ho an’ny ankizy, tanora sy ny Mpikaroka rehetra! 🌍🕊️
Tongava miaraka aminay amin'ny hetsika miavaka mandritra ny roa andro izay mampitambatra ny zavakanto sy ny fikarohana amin’ny tantara an-tsary "Mikajy" 🎉. "Mikajy" dia mampahafantatra ny feo azo tamin'ny alalan'ny fikarohana nataonay momba ny filaminana, ny fandriampahalemana, ary ny disadisa.
📍 Toerana : CIDST Tsimbazaza , Antananarivo
📅 12 Jolay Fampahafantarana an'i Mikajy (10 ora maraina - 12 ora atoandro)
Konferansa: Fahafahana safiotra? miaraka amin'i Dr. Alexandre Denis Lahiniriko (1 ora - 2:30 ora tolakandro)
📅 13 Jolay Atrikasa sary miaraka amin’i Lolie Anay & Me_Meva Meva Randriambololona (10 ora maraina - 12 ora atoandro)
Aza adino ity fotoana hampifangaroana ny asan'ny tanora, ny zavakanto sy ny fikarohana ity! Raha mila fanazavana fanampiny sy hisoratra anarana, mandefasa mailaka amin’ny [email protected] na antsoy ny +261 34 100 65.
Any izany no ambohim-pihaonantsika! 🌟🖌️📖
-----------------
🇬🇧 🎙 Hello everyone, 🎨📚 Calling All Children, Young People and Researchers! 🌍🕊️
Join us for a unique two-day event that combines art and research with the launch of the comic "Mikajy" 🎉. "Mikajy" tells the voices of the people through our research on hybridity, peace, and conflict processes.
📍 Location: CIDST Tsimbazaza, Antananarivo
📅 July 12 Presentation of Mikajy (10 AM - 12 PM)
Conference: Hybrid Freedom? with Dr. Alexandre Denis Lahiniriko (1 PM - 2:30 PM)
📅 July 13 Drawing Workshop with Lolie & Me_Meva (10 AM - 12 PM)
Don't miss this chance to blend youth's creativity and research! For more information and to confirm your attendance, RSVP at [email protected] or call +261 34 100 65.
See you there! 🌟🖌️📖
—————-
🇫🇷 🎙 Bonjour à toutes et à tous, 🎨📚 Appel à tous les enfants, jeunes et chercheurs ! 🌍🕊️
Rejoignez-nous pour un événement unique de deux jours qui combine art et recherche avec le lancement de la bande dessinée "Mikajy" 🎉. "Mikajy" raconte les voix des gens à travers notre recherche sur l'hybridité, la paix et les processus de conflit.
📍 Lieu : CIDST Tsimbazaza, Antananarivo
📅 12 juillet Présentation de Mikajy (10h - 12h)
Conférence : Liberté Hybride ? avec Dr. Alexandre Denis Lahiniriko (13h - 14h30)
📅 13 juillet Atelier de dessin avec Lolie & Me_Meva (10h - 12h)
Ne manquez pas cette occasion de mêler la créativité des jeunes et recherche ! Pour plus d'informations, RSVP à [email protected] ou appelez le +261 34 100 65.
À bientôt ! 🌟🖌️📖

🇲🇬 🌐 Manasa antsika rehetra indray izahay hihaino ny laharana faha-10 amin'i Tafa Milamina, ilay fandaharana amin'ny onj...
26/01/2024

🇲🇬 🌐 Manasa antsika rehetra indray izahay hihaino ny laharana faha-10 amin'i Tafa Milamina, ilay fandaharana amin'ny onjam-peo vokarin'i Hybricon Madagascar sy ny Studio Sifaka , izay mitrandraka ny fifampikasohan’ny eto Madagasikara amin’ny any ivelany, sy ny fiantraikan'izany eo amin'ny fisian’ny disadisa
📅 Amin'ny 27 Janoary 2024, no fotoana ao anatin’ny fandaharan’ny studio Sifaka, manerana ny tambazotran’ny onjam-peo miara-miasa aminy.
🌍 Miverimberina ny krizy politika eto Madagasikara ary mandray anjara amin’ny famahana ireny krizy ireny ny avy amin’ny iraisam-pirenena. Ankoatra izay, dia miteraka adihevitra ny fanambarana nataon’ny iraisam-pirenena taorian'ny fifidianana filoham-pirenena Malagasy 2023 noho ny tsikera maro momba ny fizotry ny fifidianana.
🎙 "Inona no fetran'ny firotsahan'ireo mpisehatra iraisampirenena amin'ny famahana ny fifandirana eto Madagasikara?" Io no lohahevitra horesahana ao anatin’ny fandaharana
👥 ireto avy ny mpandray anjara :
1.Ketakandriana Rafitoson, talen'ny Transparency International - Initiative Madagascar
2.Niels Marquardt, masoivohon'i Etazonia, niasa teto Madagasikara teo aloha
3.Maka Alphonse, Filohan'ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy teo aloha
🔍 Aza adinoina ny fanadihadiana avy amin’ny ekipa Hybricon momba ity lohahevitra ity.
Rahampitso izany ny fotoanantsika ao anatin’ny Tafa Milamina!

-----------------
🇬🇧 Do not miss the 10th episode of Tafa Milamina, the radio broadcast produced by Hybricon and Studio Sifaka, exploring processes of hybridisation and their impacts on conflicts in Madagascar.
📅 On January 27, 2024, don't miss this special edition broadcast on Studio Sifaka, across its network of partner radios.
🌍 Faced with the recurrence of political crises in Madagascar and the intervention of international actors in mediation, an engaging conversation is anticipated. The contested stance of the international community after the 2023 Malagasy presidential election fuels discussions, due to criticisms of the electoral process.
🎙 The topic of this episode? "What are the limits of international actors' intervention in resolving conflicts in Madagascar?"
👥 Our speakers:
1.Ketakandriana Rafitoson, Director of Transparency International - Initiative Madagascar
2.Niels Marquardt, former U.S. Ambassador to Madagascar
3.Maka Alphonse, former President of the Council for Fampihavanana Malagasy
🔍 Don't miss the in-depth analysis by the Hybricon team on this issue.
Join us tomorrow!
—————-
🇫🇷 Nous vous annonçons le 10e épisode de Tafa Milamina, l’émission radio produit par Hybricon et le studio Sifaka, et qui explore les phénomènes d'hybridité et leurs répercussions sur les conflits à Madagascar
📅 Le 27 janvier 2024, ne manquez pas cette édition spéciale diffusée dans l’émission du studio Sifaka , sur tout le réseau de ses radios partenaires.
🌍 Face à la récurrence des crises politiques à Madagascar et à l'intervention des acteurs internationaux dans la médiation, une conversation animée s'annonce. La prise de position contestée de la communauté internationale après l'élection présidentielle malgache de 2023 alimente les discussions, en raison des critiques sur le processus électoral.
🎙 Le sujet de cette émission? "Quelles sont les limites de l'intervention des acteurs internationaux dans la résolution des conflits à Madagascar?"
👥 Nos intervenants:
1.Ketakandriana Rafitoson, Directeur de Transparency International - Initiative Madagascar
2.Niels Marquardt, ancien ambassadeur des États-Unis à Madagascar
3.Maka Alphonse, ancien président du Conseil pour le Fampihavanana Malagasy
🔍 Ne manquez pas l'analyse approfondie de l’équipe Hybricon sur cette question.
A demain!
Cdt: Studio Sifaka, Oslo Freedom Forum

27/10/2023

MG
🗳 Ao anatin'ity fandaharana fahasivy novokarin'i Hybricon Madagascar sy Studio Sifaka ity, hitrandraka ny momba ny fifidianana sy ny anjara asany amin'ny famahana ny krizy ara-politika isika, araka fomba fijerin’ireo mpanohana ny fandriampahalemana liberaly. Lohahevitra iray izay resahana amin'izao fotoana izao izany. Nandray anjara tamin'ny fandriampahalemana teto Madagasikara tokoa ve ny fifidianana? Izany no fanontaniana hapetraka amin’ireo vahinin’ny fandaharana
🌐 Handre ny solontenan'ny EISA ianareo, izay hanazava ny fidiran'ny mpiantsehatra iraisam-pirenena an-tsehatra amin'ny fikarakarana fifidianana aoriana krizy politika
🎙 Dr. Chantale Ramanankasina, mpampianatra lalàna eny amin'ny Oniversiten'Antananarivo, sy i Atoa Nathan Raherivelo, mpanao gazety ara-toekarena, no handray anjara amin’ny adihevitra ao anatin’ny fandaharana
🌍 Ny ekipan'ny tetikasa Hybricon kosa dia hitondra ny fandalinany momba ny fifandraisana misy eo amin'ny krizy nisesy teto Madagasikara sy ny zava-misy ankehitriny, mifandraika amin'ny fifidianana.
Aza adinoina ary ity fandaharana mahaliana manaraka ity.
🌟
________
ENG
🎙 Join us this weekend, on Saturday, October 28th, or Sunday, October 29th, as we tune in to Sifaka Studio's partner radio network for the next episode of "Tafa Milamina," the captivating show brought to you by Hybricon in collaboration with Studio Sifaka 📻
🗳 In this ninth episode, we'll be diving deep into the intriguing world of electoral issues and their pivotal role in resolving political crises, a concept championed by proponents of liberal peace. It's a topic that's currently at the forefront of discussions, and we aim to answer the burning question – have elections truly contributed to establishing peace in Madagascar? We'll be posing this crucial question to our esteemed panel of guests.
🌐 You can expect to hear insights from the representative of EISA, shedding light on the international community's involvement in post-electoral political crises.
🎙 Our guests for the day are none other than Dr. Chantale Ramanankasina, a distinguished professor of public law at the University of Antananarivo, and Nathan Raherivelo, an economics specialist. Get ready for thought-provoking perspectives and lively debates that promise to be both engaging and enlightening.
🌍 Lastly, the Hybricon project team will provide their analysis in the closing segment, exploring the links between past crises in Madagascar and the current situation related to elections. A conclusion that promises to be captivating.
Don't miss this information-packed radio broadcast. 🌟

_______
FR
🎙 Rejoignez-nous ce samedi 28 octobre ou dimanche 29 octobre aux heures de l'émission du studio Sifaka, sur tout son réseau de radios partenaires, pour un autre numéro de "Tafa Milamina," l’émission produite par Hybricon en collaboration avec le Studio Sifaka. 📻
🗳 Au cœur de cette neuvième émission, nous explorerons les enjeux électoraux et leur rôle dans la résolution des crises politiques, tel que prôné par les partisans de la paix libérale. Un thème au cœur des discussions actuellement. Les élections ont-elles réellement contribué à instaurer la paix à Madagascar ? C'est la question cruciale que nous poserons à nos invités.
🌐 Vous entendrez l'intervention du représentant de l'EISA, qui éclairera sur l’intervention de la communauté internationale dans les crises politiques post-électorales.
🎙 Nos invités du jour sont le Dr. Chantale Ramanankasina, professeur de droit public à l'Université d'Antananarivo, et Nathan Raherivelo, spécialiste en économie. Attendez-vous à des perspectives éclairantes et à un débat animé.
🌍 Enfin, l'équipe du projet Hybricon apportera son analyse en clôture d'émission, explorant les liens entre les crises antérieures à Madagascar et la situation actuelle liée aux élections. Une conclusion qui promet d'être captivante.
Ne manquez pas cette émission riche en informations . 🌟

🇲🇬 🎙 Salama daholo o, manasa anao izahay hihaino an’i Tafa Milamina, ilay fandaharana izay mandinika ny fifampikasohan’n...
25/08/2023

🇲🇬 🎙 Salama daholo o, manasa anao izahay hihaino an’i Tafa Milamina, ilay fandaharana izay mandinika ny fifampikasohan’ny avy eto an-toerana sy ny any ivelany ary ny fiantraikan’izany amin’ny fisian’ny disadisa eto Madagasikara. 🌍✨
📻 Fandaharana faha- 8 ity hivoaka amin’ity herinandro ity, izay iarahan’i Hybricon Madagascar mamokatra amin’ny Studio Sifaka
📅 Daty: 26/27 Aogositra 2023 ⏰ fotoana: jereo eo amin’ny commentaires
Hifanakalo hevitra momba ny lohahevitry ny "Genre" na ny antsoin'ny maro miralenta isika amin’ity herinandro ity. Inona no tonga ao an-tsainao raha mandre izany hoe miralenta izany? Andao hiaraka handinika aminay ny miralenta ao anatin’ny resaka filaminana sy fandriampahalemana eto Madagasikara.
🔍 Ho renao anatin’ny fandaharana :
• Fandinihina ny fanapahan-kevitra 1325 izay noraisin’ ny Firenena Mikambana tamin’ny taona 2000, izay mamaritra ny fandraisana anjaran’ny vehivavy sy ny tovovavy amin’ny resaka filaminana sy fandriampahalemana.
• Fijerena ny drafitrasa nasionalin’i Madagasikara ho fanatanterahana io fanapahan-kevitra io.
🎧 ao anatin’io fandaharana io no handrenesantsika ny feon’ireo olom-pirenena avy amin’ny faritra samihafa momba ny fahafantarany ny hoe “miralenta.”.
💬 An-kafaliana koa no andraisanay an’ireo vahinin’ny fandaharana, Marie Marcelline Rasoloarisoa sy Johanessa Angola Gasy , izay hizara ny traikefany mikasika ny fampiharana ny miralenta tamina tetikasa samihafa notanterahana teto Madagasikara. Ao anatin’io fandaharana io ihany koa no handrenesantsika ny fandalinana avy amin’ny ekipa Hybricon momba ny fanatsarana ny fampiharana ny miralenta eto Madagasikara.
Amin’ny Asabotsy sy Alahady izao ao anatin’ny Tafa Milamina izany ny fotoana! 💡📢
-----------------
🇬🇧 🎙 Hello everyone, we invite you to tune into Tafa Milamina, the radio show exploring the interplay between local and international dynamics and their impacts on conflicts in Madagascar. 🌍✨
📻 Episode 8 of our series, produced by Hybricon and Studio Sifaka, is coming soon!
📅 Date: August 26, 2023 ⏰ Time: see the comments below
This week, let's open a dialogue on a crucial topic: "gender." What thoughts does this evoke for you? Join us for an in-depth analysis of gender within the context of peace and security in Madagascar.
🔍 On the agenda:
• Reflection on United Nations Security Council Resolution 1325 on Women Peace and Security, adopted in 2000.
• Spotlight on the Malagasy National Action Plan (NAP) to implement this resolution.
Don't miss out on this episode full of diverse perspectives! 🎧 You'll hear testimonials from citizens representing different regions of Madagascar, sharing their views on gender.
💬 We're delighted to welcome our special guests, Marcelline Rasoloarisoa and Angola gasy, who will share their inspiring experience on integrating gender into various projects in Madagascar. And be sure not to miss the analysis by the Hybricon team shedding light on practical and effective applications of the concept of gender in Madagascar.
See you this Saturday on Tafa Milamina! 💡📢
—————-
🇫🇷 🎙 Bonjour à toutes et à tous, nous vous invitons à écouter de Tafa Milamina, l'émission radiophonique qui explore les interactions entre le local et l'international et leur impacts sur les conflits à Madagascar. 🌍✨
📻 Cet Épisode 8 de notre série, en partenariat entre Hybricon et le studio Sifaka, arrive bientôt !
📅 Date : 26 août 2023 ⏰ Heure : à retrouver en commentaire
Cette semaine, ouvrons le dialogue sur un sujet crucial : le "genre". Quelles pensées cela évoque-t-il pour vous ? Rejoignez-nous pour une analyse approfondie du genre dans le contexte des enjeux de paix et de sécurité à Madagascar.
🔍 Au programme :
• Réflexion sur la résolution 1325 des Nations Unies sur les femmes, la paix et la sécurité, adoptée en 2000.
• Mise en lumière du Plan d'Action National malgache pour concrétiser cette résolution.
Ne ratez pas cet épisode riche en perspectives ! 🎧 Vous découvrirez les témoignages de citoyens issus de différentes régions de Madagascar, partageant leur vision du genre.
💬 Nous sommes ravis d'accueillir nos invitées spéciales, Marcelline Rasoloarisoa et Angola gasy, qui partageront leurs expériences inspirantes sur l'intégration du genre dans divers projets à Madagascar. De plus, ne manquez pas l'analyse de l’équipe Hybricon qui nous éclairera sur les applications pratiques et efficaces du concept de genre à Madagascar.
A samedi dans Tafa Milamina! 💡📢

☺👉 Thank you very much to our guests yesterday! You were amazing! ❤️☺👉 Merci beaucoup à nos invités d'hier ! Vous étiez ...
25/07/2023

☺👉 Thank you very much to our guests yesterday! You were amazing! ❤️
☺👉 Merci beaucoup à nos invités d'hier ! Vous étiez formidable! ❤️

☺👉 HYBRICONFERENCE: "Reconstituons la paix: processus d'hybridation et le local"Mardi/ Tuesday 25/ 07/2023 - Fenerive-Es...
20/07/2023

☺👉 HYBRICONFERENCE: "Reconstituons la paix: processus d'hybridation et le local"
Mardi/ Tuesday 25/ 07/2023 - Fenerive-Est, ISCAM Ankadifotsy, online/ en ligne,

13h45-15h30 - GMT+3: : Panel (hybridisation/hybridation)
Fenerive-Est, American corner Antananarivo, ISCAM Ankadifotsy, online/ en ligne.
👉 Inscription gratuite/ free registration:
dfa7ab0f-a5dd-40f2-af1c-cfe8527c0a28@4ffa3bc4-ecfc-48c0-9080-f5e43ff90e5f" rel="ugc" target="_blank">https://events.teams.microsoft.com/event/dfa7ab0f-a5dd-40f2-af1c-cfe8527c0a28@4ffa3bc4-ecfc-48c0-9080-f5e43ff90e5f
💡 La session sera en français/ The session will be in french

✔️Chair/Président : Feno Daniel Rajaonasy, Université de Toamasina
Discussanta: Professor Kasy Émile, Université de Toamasina
Dr Velomahanina Razakamaharavo, Université de Reading

-Dimbinihary Josephson Raterarijaona (Université d’Antananarivo)
Enjeux et problèmes de l’institutionnalisation de la sociologie au sein de la société d’Antananarivo
-Emmanuel Dolifera (Université de Toamasina)
Chantale Rafanomezantsoa (Université de Toamasina)
Liberté d’information, garante de la paix ou obstacle à la paix ? Cas des étudiants à l’Université de Toamasina »
-Dr. Rija Fenosoa Andrianantoanina (Université d’Antananarivo)
Mbolamy Harinoro Ramaroson (Université d’Antananarivo)
Enjeux communicationnels de la lutte pour la reconnaissance des produits locaux : entre marque locale et normalisation internationale
-Mark Barrow (Université de Cambridge)
« Organisations locales, nationales ou internationales? Comment l’aide internationale hybride les organisations autochtones de consolidation de la paix
-Velomahanina Razakamaharavo (Université de Reading)
Tommy Jocelyno Solofoniaina (ISTRCE)
Lalatiana Rakotondranaivo (Hybricon)
Construire le national à Madagascar : un processus d’hybridation

☺👉 HYBRICONFERENCE: "Reconstituons la paix: processus d'hybridation et le local"Mardi/ Tuesday 25/ 07/2023 - online/ en ...
19/07/2023

☺👉 HYBRICONFERENCE: "Reconstituons la paix: processus d'hybridation et le local"
Mardi/ Tuesday 25/ 07/2023 - online/ en ligne, Fenerive-Est, American Corner Antanananarivo et ISCAM Ankadifotsy pour le visionnage et streaming.
08 h 15-10 h 00, GMT+3: Roundtable on the local/ table ronde sur le local

👉 Inscription gratuite/ free registration:
bd920e7e-fd0e-4463-b0d2-5c69bd7e0bb6@4ffa3bc4-ecfc-48c0-9080-f5e43ff90e5f" rel="ugc" target="_blank">https://events.teams.microsoft.com/event/bd920e7e-fd0e-4463-b0d2-5c69bd7e0bb6@4ffa3bc4-ecfc-48c0-9080-f5e43ff90e5f
💡 La session sera en français/ The session will be in french

✔️Moderator: Tommy Jocelyno Solofoniaina:
Speakers/ Intervenants:
Velotrasina Ludonie, FLSH, Université d’Antananarivo
Dr Alexandre Denis Lahiniriko, FLSH, Université d’Antananarivo

Cette table ronde académique impliquant des chercheurs malgaches offre une plate-forme inclusive pour favoriser des discussions significatives et partager des connaissances axées sur “le local” dans le contexte de Madagascar. Grâce à cette table ronde, les participants s’engageront activement dans l’échange d’idées et l’analyse critique de l’importance du local dans divers domaines. En donnant la priorité aux perspectives et aux idées des chercheurs malgaches, la table ronde vise à faciliter une compréhension globale du concept du « local » à Madagascar et des implications associées à sa construction dans différentes disciplines. Cet événement collaboratif vise à élargir le discours scientifique et à approfondir la prise de conscience des multiples dimensions et implications de l’échelle locale dans le contexte de Madagascar.

🇫🇷 Si vous utilisez un smartphone, veuillez préalablement installer et vous connecter à l'application Teams pour accéder à la conférence.
🇬🇧 If you are using a smartphone, please install and sign in into the Teams application beforehand to access the conference.

Address

Reading

Opening Hours

Monday 9am - 5pm
Tuesday 9am - 5pm
Wednesday 9am - 5pm
Thursday 9am - 5pm
Friday 9am - 5pm

Telephone

+441183783981

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hybricon Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Hybricon Mada:

Shortcuts

Featured

Share