Hahahaha ka tsy marina kosa ary ve izany?😛😛
Andao isika hianatra Espagnol
Malagasy tia mianatra sy mizara tenim-pirenena samihafa indrindra ny Espagnol
Coucou daholo ry namako Malagasy sy Mpiray tanindrazana amiko🤗
Tsy hampianatra espagnol aho androany fa mbola sahirana kely Huhu😬😬 ( fa mbola hiverina hizara ny soa sy ny tsara ho anareo hatrany )
Sanatria tsy resaka politika no ataoko eto amin’ny page, fa tena mahatsiaro marary sy vaky fo mahita ny zava-mitranga ankehitriny ao amin’ny firenentsika💔
Mba aoka reh izay ny tsindry azo lena, ny fanalana ain’olona amin’ny tsy misy dikany, ny fampijaliana ny vahoaka Malagasy ao amin’ny taniny, ny fangalarana ny harenan’i Madagasikara mba ho an’ny teratany vahiny😭😭😭
Nataoko ny tsy hiteny, fa ianareo mpitandro filaminana indrindra indrindra, aza ampiasaina reh ilay basy raha mbola tsy en cas de légitime défense ianareo mba mangataka reh tompoko😭😭😭😭🙏🙏🙏🙏 fa tsy olona osa sy mba miady ho an’ny fireneny no tonga día tifirinareo eny amin’ny tarehany💔💔💔
Tsy hitako intsony izay tenenina fa ry namako sy mpiray tanindrazana amiko: Mifohaza día izay hitanareo fa mety sy mapmety ny firenentsika atao fa na lavitra aza izahay dia miray fo aminareo mandrakizay❤️❤️❤️❤️
Zarao ho vakian’ny rehetra mba hampiratra ny masony ihany koa fa tsy zaka intsony ny zava-mitranga ankehitriny satria olombelona mahatsiaro maharary izaho sy ianao…..😭
Mahereza hatrany día tiako be daholo nareo😘🙏
Andao isika hianatra Espagnol Malagasy tia mianatra sy mizara tenim-pirenena samihafa indrindra ny Espagnol
Salama daholo tompoko
Mba mangataka anareo hanaraka ito page ito azafady dia mba hanao j’aime iray minitra fotsiny😊
Merci beaucoup daholo dia bonne journée 😘😘😘
https://www.facebook.com/rapideconfection
Rapide Confection Atelier de confection pour produire votre collection ou pour réaliser votre prototype sur mesure.
13/07/2023
Isika rehetra mandroso ao amin’ny compte personnel ako daholo fa misy live rahariva sady ao no mitohy ny lesona
Partageo ity post ity azafady izay mahita mba ho hitan’ny namana hafa rehetra😘😘
Manasa antsika rehetra manaraka ato mba hifindra hanaraka ny compte personnel ako ihany koa mba hanamora ny gestion an’ny commentaires sy ny messages satria maro ny zavatra sahaniko….
Mba zarao ity post ity azafady dia inviteo ny namana rehetra hifindra any amin’ny compte personnel ako
Merci beaucoup 😘🙏
12/07/2023
Manasa antsika rehetra manaraka ato mba hifindra hanaraka ny compte personnel ako ihany koa mba hanamora ny gestion an’ny commentaires sy ny messages satria maro ny zavatra sahaniko….
Mba zarao ity post ity azafady dia inviteo ny namana rehetra hifindra any amin’ny compte personnel ako
Merci beaucoup 😘🙏
Haga clic aquí para reclamar su Entrada Patrocinada.
Localización
Categoría
Contacto la escuela/facultad
Página web
Dirección
Barcelona