14/08/2026
ðšð³âš ðððð
ðððððð : Ãðððððð ðð ðððððððððð ðð ððððð ðšð³
âš ððð§ð¢ð«ð² ð§ð² ð¡ð¢ðð§ððð«ð ðð§ð² ðð¡ð¢ð§ð, ð¡ðð¡ðð³ðš ððšð®ð«ð¬ð ðâéðð®ððð¬, ðð«ð² ð¡ðð§ðð§ð ðð«ðð¢ð€ððð ð¢ð«ðð¢ð¬ððŠ-ð©ð¢ð«ðð§ðð§ð ð¯ð ððð§ððš ?
WELCOME TO CHINA dia faly manasa anareo rehetra sûr ðð²ðªð·ðªð»ðªð·ðœðŒðžðª ðªð¶ð²ð·âð²ðœð ð¬ðžð·ð¯Ã©ð»ð®ð·ð¬ð® ð¶ðªð·ðžðŽðªð·ðª ð²ðœð izay hiresahana momba ny fahafahana maro azonâny mpianatra Malagasy any Chine.
Ho hitanao ao :
â
Ny fomba ahafahana mianatra any Chine
â
Ny karazana bourses dâétudes misy
â
Ny dingana arahina aminâny fidirana aminâny oniversite any Chine
â
Torohevitra hanomanana tsara ny tetikasa fianarana any ivelany
ð
Daty : 20 Aogositra 2026 (Alakamisy)
â° Ora : 10h00 â 11h30
ð Toerana : Salle de conférence CEDII Tsianolondroa
âš WELCOME TO CHINA, agence voalohany eto Madagasikara, spécialisée dans les bourses dâétudes en Chine ðšð³, dia eto hanampy sy hitarika anao aminâny dingana rehetra mankany Chine.
ð Birao : Centre commercial Anjoma Center, Fianarantsoa
ð² WhatsApp :
+86 151 6845 5612
+86 132 4700 1302
+86 185 0791 5103
ð Facebook : Welcome to China
ðž Instagram : Welcome to China
ð¥ Tongava maro ary fantaro ny lalana mankany aminâny fianarana any Chine ! ðšð³âš
:::