17/08/2025
💥MASOANDRO COURS💥
Cours préparatoire élèves GENDARMES ao Mahajanga-I.
Misy boky hatolotra hoan'izay manatrika io cours préparatoire io.
Date : 25 Août 2025
Heure : 12h - 14h de Lundi au Vendredi
Tel : 032 51 472 03 / 034 43 727 02.
Lieu : Lycée Privé MASOANDRO ao Manga en face Planet Beauty à côté de l'église Anglicane.
30/12/2024
💥MASOANDRO COURS💥
Rentrée : 21 Janvier 2025
Heure : 12h à 14h de Lundi au Vendredi
Tel : 032 51 472 03 / 034 43 727 02
23/07/2024
💥MASOANDRO COURS💥
Cours préparatoire élèves GENDARME ao Mahajanga-I.
Efa misy toerana hipetrahan'ny mpianatra avy lavitra mandritran'ny fianarana.
Tel : 032 51 472 03 / 034 43 727 02.
Lieu : Lycée Privé MASOANDRO ao Manga en face Planet Beauty à côté de l'église Anglicane.
03/03/2024
💥MASOANDRO COURS💥
MASOANDRO COURS eto Mahajanga dia manomana Cours Préparatoire élèves Agent de Police sy Inspecteur de Police izay atao ao @ Lycée Privé Masoandro ao @ quartier Manga izay manomboka ny 18 Mars 2024 ho avy izao. Ka mpampianatra efa za-draharaha no mampianatra ao. Ny fomba fampianarana dia manome resumé du cours, méthodologie, astuces stratégiques ary sujet types.
Toerana hianarana : ao @ Lycée Masoandro ao Manga en face ny Planet Beauty.
Fidirana : 18 Mars 2024 ary faharetany 2 volana.
Ora fianarana : Alatsinainy hariva hatr@ zoma hariva : 6ora30 - 8ora
Fanazavana fanampiny : 0325147203 - 0344372702
16/09/2023
💥MASOANDRO COURS💥
Cours du jours - soir : BEPC - BACC Ka ny mampiavaka ny Masoandro Cours dia mampiasa Video Projecteur : alalan'ny sary no hanazavana ny lesona sy ny formule rehetra mba hialana @ fanaovana par coeur ary misy koa Docteur manome toro-hevitra @ fihinana Vitamine sy Calcium mba hialana @ fanadinoana lesona azo. Ny zava-baovao dia fanampiana ireo olona ela tsy nianatra nefany te ahazo na ampitobo diplaoma. Ka mikarakara antonta-taratasin'ny mpianatra izahay.
Fidirana : 11 Octobre 2023.
Toerana : Ao @ quartier Manga : raha eo @ Salala ampitan'ny Hopital Mahabibo dia manaraka lalana misy église anglikanina dia mandro aloha kely misy Pièce Bajaj ka @ trano be manaraka azy io no ahitana école Masoandro na koa raha avy aty @ croisement ny Salala dia mandroso aloha kely mahita planet beauty ka en face eo no ahitana anay.
07/07/2023
💥MASOANDRO COURS💥
Efa misokatra ny fisoratana anarana @ fifaninana ho mpianatra ZANDARY ka manantona ny bureau ny Zandary izay ankaiky anao maka fanazavana fanampiny.
Izahay ato @ MASOANDRO COURS eto MAHAJANGA dia mivarotra Boky ZANDARY izay ahitana (Malagasy, Français, Mathématique) @ sarany mora dia mora. Izay Boky manaraka fenitra takian'ny Fanjakana. Aza manaiky voasarikan'ny sasany @ Boky efa tonta tsy manaraka ny lamina napetrakan'ny fanjakana.
Midira mp izay liana na miantso ny laharan-tarabia : 0325147203 / 0344372702.
NB : Tsy mivarotra version électronique izahay fa Boky efa vita ka afaka mandefa @ toerana hafa ivelan'ny Mahajanga.
04/07/2023
💥MASOANDRO COURS💥
Masoandro Cours eto MAHAJANGA dia manomana cours préparatoire hoan'ny mpianatra ho GENDARME izay atao ao @ EPP MAHABIBO Mahajanga ny 24 Juillet 2023 ka ny mpampianatra mandray anjara @ izany dia ny mpampianatra efa za-draharaha @ fampianarana ny olona te ho mpiasam-panjakana. Manampy @ fikarakarana antota-taratasy (dossier) ny mpianatra rehetra izahay ato @ Masoandro Cours. Ary misy livre ho zaraina hoan'ny mpianatra manatrika io fampianarana io.
Ora fianarana : lundi au vendredi : 18h - 20h.
Ny toerana fandraisana ny mpianatra : ao @ EPP MAHABIBO.
Fanazavana fanampiny : 0325147203 / 0344372702.
Ny diplôme azo ampiasaina : BACC sy BREVET D'AGENT
Ny sala-taona sy refy tadiavina :
- Lehilahy : 20 - 30 ans, 1m68
- Vehivavy : 20 - 28 ans, 1m63
MASOANDRO COURS : " la lumière dans les ténèbres "
16/06/2023
💥MASOANDRO COURS💥
MASOANDRO COURS eto Mahajanga dia manomana Faradoboka BEPC sy BACC ho an'ny mpianatra rehetra izay hanomana fanadinam-panjakana @ ity taona 2022-2023 ity. Ny tanjona amin'izany dia mba ho fanatsarana ny vokam-panadinana eto Mahajanga.
Ny fizotran'ny fampianarana dia ahitana :
- Fanomezana "Résumé du cours"
- Fanomezana paikady amin'ny fomba famaliana fanontaniana.
- Fanomezana "technique" entina miatrika fanadinana.
- Fanomezana "pronostique hoan'ny taranja rehetra".
Marihina fa ny zavatra rehetra ho atao dia efa ao anatin'ny "polycope" avokoa.
Ora fianarana :
- Matin : 07 h 00 à 11h 00
- Après-midi : 14 h 30 à 18 h 30
Toerana fianarana : EPP Mahabibo Mahajanga.
Fandraisana mpianatra : Lycée Philibert Tsiranana.
Tel : 0325147203 / 0344372702
07/01/2023
💥UNIVERSITE MASOANDRO💥
À l'UNIVERSITE MASOANDRO, la qualité d'études est la différence. Nos formations sont spécialisantes et vous conduiront à un débouché professionnel garanti.
UNIVERSITE MASOANDRO (UM) vous offre trois types de formation :
- formation en salle : qui dispose une infrastructure pédagogique stable avec des enseignants de hautes qualités et expérimentés en vue de vous préparer à offronter les réalités professionnelles innovantes.
- formation à distance : dispensant des formations en toute liberté et selon votre disponibilité partout que vous soyez. Ce cours est dispensé à travers des livres et des regroupements occasionnels. Il est destiné aux professionnels et aux fonctionnaires en quête de reclassement indiciaire.
- formation en ligne : s'alignant aux exigences du millénaire pour offrir une formation entièrement en ligne suivant la Nouvelle Technologie de l'Information et de la Communication (NTIC). Ce cours est destiné à toute personne intéressée tant national qu'international. Il est dispensé à travers des e-mails et une plateforme numérique en ligne.
La rentrée 2022-2023 est fixée au 16 Janvier 2023.
En vous écrivant chez nous, nous allons vous offrir l'excellence et la modernité.
Les étudiants de l'UNIVERSITE MASOANDRO auront une couverture permanente dès leurs lieux des stages jusqu'à l'aboussement des leurs débouchés professionnels.
Adresse : Ex-Bâtiment CRISTAL HOTEL Majunga-Be à Mahajanga Madagascar.
E-mail : [email protected]
Tel : 032 51 472 03 / 034 43 727 02.
18/12/2022
💥UNIVERSITE MASOANDRO💥
Université Masoandro manolotra cours de préparation ENAP ( Agent pénitentiaire - inspecteur - Controleur - Educateur spécialisé - Encadreur - Greffier comptable) ary POLICE (Agent de police - Inspecteur de police) hoan'ny mpianatra rehetra hanomana concours ENAP. Ny fomba fampianara @ izany dia manome resumé du cours, méthodologies, astuce stratégique @ ireo fanontaniana matetika miseho any @ concours. Ary misy ihany koa fizarana livre mandritran'ny fampianarana ao @ Université Masoandro. Manampy @ fikarakarana antota-taratasy ny mpiadina rehetra ihany koa izahay.
Ny fidirana manomboka ny 16 Janvier 2023 ao @ lycée philibert Tsiranana Mahajanga isaky ny lundi - vendredi : 18h30 à 20h.
Faharetany fianarana : 2mois
Fisoratana anarana : Batiment UNIVERSITE MASOANDRO à Majunga-be Ex-batiment Crsital hotel
Fanazavana fanampiny : 0325147203 / 0344372702
15/12/2022
ANDAO HANAO POLISY : MISOKATRA INDRAY NY FISORATANA ANARANA
✅ Ho tanterahina ny 18 sy 19 Martsa 2023 ny fifaninanana hidirana ho mpianatra ho Polisy ( sokajy : Agent , Inspecteur, Officier, Commissaire ) dingana voalohany. Araka izany dia misokatra ny fisoratana anarana izay hifarana ny 16 febroary 2023 ho avy izao
🔴 Ho antsika mila ny andinindininy dia azo jerena :
👉 Ao amin'ny tranokalam-pifandraisan'ny Polisim-pirenena
👉 eny amin'ireo toerana hiasan'ny Polisim-pirenena
👉 Ho an'ny any amin'ny faritra kosa dia hita eny anivon'ny fitaleovam-paritry ny Polisim-pirenena izany .
👮♂️👮♀️ Ny Fisoratana anarana :
👉Eny Anosy ao amin'ny " Service Central de recrutement" ho an' Antananarivo Renivohitra
👉 Isaky ny " Direction Régionale de la Sécurité Publique " ho an'ny faritra ivelan' Antananarivo Renivohitra
🔴 Fampatsiahivana :
👉 mialoha ny hametrahana ny antontan-taratasy ho mpifaninana no mirefy ka mahazo ny "certificat de toise "
👉 Ny "imprimé" ilaina rehetra ho an'ny "session concours 2021-2022" dia azo alaina ao amin'ny tranokalam-pifandraisan'ny Polisim-pirenena
👉 Mitondra fanamarinana fitondran-tena "Certificat de bonne conduite " ( afaka alaina ao amin'ny tranokalam-pifandraisan'ny Polisy ) ny mpifaninana ary hoentiny eny amin'ny fokontany. Ny Filohan'ny fokontany no mameno izany ary manao izany ao anatin'ny valopy tsara hidy.
👉 Mitondra "imprimé Fiche médicale CM1" avy any amin'ny hopitalim-panjakana na ihany koa eny tobim-pahasalamana CSBII ny mpifaninana. Ny dokotera irery no mameno izany ary manao izany ao anatin'ny valopy.