CISCO Morombe

CISCO Morombe

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CISCO Morombe, College & University, .

Photos from CISCO Morombe's post 28/03/2022

CISCO MOROMBE 🇲🇬
Ry mpanabe sy mpianatra 🙏🙏
Mety hanampy anao 📓

Photos from CISCO Morombe's post 28/03/2022

COIN JEUNE MOROMBE 🙏 🙏
FITOKANANA NATAO NY SABOTRY LASA TEO 🖐️ 🖐️
ISAORANA NY ACCÈS 👏 👏 👏

23/03/2022

Tatitry ny filankevitry ny Minisitra
Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena 📓 📓

Photos from CISCO Morombe's post 23/03/2022

Résumer HISTOIRE GÉOGRAPHIE 📓📓
Mety Mahaliana ve ? 🙄🙄

Photos from CISCO Morombe's post 19/03/2022

EPS THÉORIE 🕯️📝📝
MANKASITRAKA TOMPOKO 🎄🎉

Photos from CISCO Morombe's post 14/03/2022

BIOLOGIE ANIMALE 😷 😷
Zaraina eto ihany 🚭 🚫

Photos from CISCO Morombe's post 13/03/2022

CEG AMBAHIKILY : Akon'ny fanatanterahana ny " Passation de service" Teo amin'ny Directeur Sortant Atoa RESENTO sy ny Directeur Entrant Atoa MOHAMED ALLY izay notronin'ny CHEF CISCO MOROMBE Atoa Fagnonjona Sebastien, ny ben'ny Tanana ny AMBAHIKILY Atoa Herizo Ramamonjisoa, ireo membres de bureau FEFFI sy ny mpiara-miasa eny an-tsekoly ary ny olobe an-tanà.
Miarahaba ny Talen-tsekoly vaovao Atoa MOHAMED ALLY 👏

Photos from CISCO Morombe's post 11/03/2022

Zaraina an-kafaliana ho antsika tompoko 🙏 🙏 🙏 🙏 🙏
Mbola betsaka ny Azo Zaraina fa havoaka tsikelikely eo ihany 🙌.
MISAOTRA TOMPOKO 👏 👏

Photos from CISCO Morombe's post 09/03/2022

EPP MANARA-PENITRA MOROMBE : Tontosa tamin'ny Maraina Teo ny " Réception Technique" ny EPP MANARA-PENITRA eto MOROMBE.
Tonga nanatrika izany ny Talem-paritry ny fabeazam-pirenena ato amin'ny Faritra Antsimo Andrefana ( DREN ANTSIMO ANDREFANA), ny CHEF CISCO MOROMBE Atoa Fagnonjona Sebastien, ny lefitry ny ben'ny Tanana ny MOROMBE.
Isaorana ny fitondram-panjakana 🙏

Photos from CISCO Morombe's post 05/03/2022

EPP AMBAHIKILY 🏡
ZAP AMBAHIKILY 🎑
CISCO MOROMBE 🇲🇬
DREN ANTSIMO ANDREFANA 🙏

Photos from CISCO Morombe's post 03/03/2022

EPP MANARA-PENITRA MOROMBE ✌️ ✌️
🙏🙏👏👏🇲🇬

02/03/2022

EPP ANKIDA 🏣
ZAP MOROMBE 👏
CISCO MOROMBE 🇲🇬
Mankasitraka ny FONDATION AXIAN
ONG SIF MISSION MADAGASCAR

Photos from CISCO Morombe's post 01/03/2022

FITOKANANA NY EPP ANKIDA : Vita tamin'ny ny Talatala 01 Mars 2022 Teo ny fitokonana ny EPP ANKIDA ao amin'ny Fokontany TANAMBAO MAHASOA, CU MOROMBE izay ahitana efitrano fianarana miisa 3, izay namboarin'ny ENTREPRISE MAZAVA, izay novatsin'ny FONDATION AXIAN Vola.
Tonga nanatrika izany ny Lefitry ny lehiben'ny Distrika Morombe, ny Assistant parlementaire ny député ny Morombe, ny lefitry ny ben'ny Tanana ny CU MOROMBE, ny CHEF CISCO MOROMBE Atoa Fagnonjona Sebastien, ny CHEF ZAP MOROMBE, ny CHEF Fokontany TANAMBAO MAHASOA, ny CHEF DE MISSION ONG SIF ETO MADAGASIKARA, ny membres Comité de l'enfant ary ireo olobe an-tana.
Isaorana Manokana ny ONG SIF izay Angady nananana sy vy nahitana an'izao foto-drafitrasa goavana izao.
Velom-pisaorana ireo fokonolona ao an-Toerana noho ny ffahavitan'ity sekoly ity.

Photos from CISCO Morombe's post 25/02/2022

EPP ANKIDA : Vita tamin'ny Maraina Teo ny " Réception Provisoire " ny EPP ANKIDA, ZAP MOROMBE izay ho tokanana amin'ny talata 01 Marsa 2022 hoavy izao.
Tonga Tao an-Toerana ny Solon-tena ny Ben'ny Tanana ny MOROMBE, ny CHEF CISCO MOROMBE Atoa Fagnonjona Sebastien, ny CHEF ZAP MOROMBE, ny solotena avy ao amin'ny ONG SIF ary ny Sefo Fokontany ny ANKIDA.

23/02/2022

FANABEAZANA ANTSIMO ANDREFANA :
Miato manomboka anio tolakandro ny fampianarana ato amin'ny Faritra Antsimo Andrefana ary miverina an-tsekoly ny mpianatra amin'ny Alatsinainy 28 Febroary 2022.
SOURCE : GOUVERNEUR ANTSIMO ANDREFANA
📸 : Sary fanehoana

23/02/2022

Miato avokoa ny fampianarana rehetra ato amin'ny CISCO MOROMBE manomboka anio folakandro mandram-pilamin'ny toetr'andro
SOURCE : DREN ANTSIMO ANDREFANA
📸: Sary fanehoana
Rcc Cisco Morombee

21/02/2022

EPP AMBOVOMAMY 🏪
ZAP AMBAHIKILY 🎑
CISCO MOROMBE 🇲🇬
Fananganana trano labasy avy amin'ny UNICEF ho fanohizana ny fianarana any an-Toerana.

21/02/2022

COMMUNICATION ⚠️
Ahemotra aorian'ny fandalovan'ny Rivo-doza EMNATI ny fankalazana ny andron'ny Sekoly ato amin'ny Faritra Antsimo Andrefana.
Mahakasika ny fianarana kosa dia miankina amin'ny fanapahan-kevitry ny manam-pahefana aty an-Toerana.
SOURCE : DREN ANTSIMO ANDREFANA

20/02/2022

NOTE CIRCULAIRE 🙏
Ho fiatrehana ny fandalovan'ny Rivo-doza EMNATI 😔
SOURCE : MEN

17/02/2022

DEMI-FINALE
TOURNOI INTER-ÉTABLISSEMENT
CISCO MOROMBE
STADE EPP TSINJORANO
SAMEDI 19 FÉVRIER 2022
L3J JRS vs FORT 3J
DIMANCHE 20 FÉVRIER 2022
FOSA JRS vs JEUNE LYON

15/02/2022

NOTE CIRCULAIRE 🗒️
SOURCE : MEN 📝

Photos from CISCO Morombe's post 14/02/2022

VOKATRY NY FANDALOVAN'NY RIVO-DOZA BATSIRAI : Tonga nitondra fanampiana ho an'ireo sekoly miisa 12 izay simba vokatry ny fandalovan'ny Rivo-doza BATSIRAI tato @ Distrika ny Morombe ny UNICEF MADAGASCAR izay notronin'ny Assistant ny solombavam-bahoaka ato ny Morombe, ny lefitry ny lehiben'ny Distrika Morombe, ny solotena ny Ben'ny Tanana, ny CHEF CISCO MOROMBE.
🙏🙏

Photos from CISCO Morombe's post 11/02/2022

TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA
FANABEAZAM-PIRENENA 🙏🙏

Photos from CISCO Morombe's post 10/02/2022

CISCO MOROMBE : Niverina an-tsekoly androany alakamisy faha 10 Febroary 2022 ny mpianatra rehetra ato @ Fari-piadidiam-pampianarana MOROMBE nohon'ny fandalovan'ny Rivo-doza BATSIRAI.
Anisany nanatanteraka izany ny Sekoly EPP TSINJORANO eto MOROMBE 🙏🙏

Photos from CISCO Morombe's post 09/02/2022

Hiverina an-tsekoly ny mpianatra rehetra ato anatin'ny Faritra Antsimo Andrefana Rahampitso Alakamisy 10 Febroary 2022.
🙏🙏

08/02/2022

Mihemotra @ alakamisy hoavy izao ny Fidiran'ny mpianatra ato@Faritra Antsimo Andrefana
SOURCE : GOUVERNEUR ANTSIMO ANDREFANA

Photos from CISCO Morombe's post 07/02/2022

RIVO-DOZA BATSIRAI : Nahitana fahasimbana ny EFITRANO fianarana any @ ZAP BASIBASY, ZAP BEFANDRIANA, ZAP TANANDAVA STATION.
Alefaso eo @ Commenter ihany koa ny sarin'ny sekoly nahitana fahasimbana raha Sanatria Ka misy any amin'ny ZAP misy antsika 🙏🙏

07/02/2022

MBOLA TSY MIVERINA AN-TSEKOLY NY MPIANATRA ARAKA NY TOROMARIKA AVY ANY ANTSIMO ANDREFANA

03/02/2022

Nohon'ny fiatrehana ny fandalovan'ny Rivo-doza BATSIRAI dia tsy mianatra ny mpianatra rehetra manerana an'ny Madagasikara ny Zoma 05 Febroary sy Sabotry 05 Febroary 2022 hoavy izao Araka ny Tatitry ny filankevitry ny Minisitra.

01/02/2022

EPP SOAVARY
CISCO MOROMBE

Photos from CISCO Morombe's post 31/01/2022

JOURNÉE DES ÉCOLES 2022 : Fivoriana izay notarihin'Atoa Fagnonjona Sebastien CHEF CISCO MOROMBE izay namory ny CHEF D'ÉTABLISSEMENT teto MOROMBE nandinihina ny fandaharam-potoana mandritra ny JOURNÉE DES ÉCOLES 2022.

31/01/2022

EXAMEN CAE : Nanomboka androany Alatsinainy faha 31 janoary 2022 ny fanadinana CAE ato @ CISCO MOROMBE.
Miisa 12 mianadahy ny mpiadina izay nanatanteraka izany Tao @ EPP TSINJORANO MOROMBE.
📸 : RRcc Cisco MorombeCRcc Cisco MorombeMRcc Cisco Morombe

31/01/2022

TOURNOI INTER - ÉTABLISSEMENT CISCO MOROMBE :
Omaly alahady faha 30 janoary 2022 no nanomboka ny lalao ARA-PANATANJAHANTENA AN-TSEKOLY izay karakarain'ny CISCO MOROMBE.
Hatao ao @ EPP TSINJORANO ny lalao rehetra mandritra ny fifaninanana.
Isaorana Atoa Fagnonjona Sebastien CHEF CISCO MOROMBE izay nikarakara izao hetrika izao ⚽🏟️🏟️

Photos from CISCO Morombe's post 29/01/2022

SOSIALY CISCO MOROMBE : Akon'ny Fanaovana antrapaka ny TOMBOLA izay nokarakarain'ny SOSIALY ny CISCO MOROMBE izay natao Tao @ EPP TSINJORANO.
Loka maro isan-karazany no nozaraina Tao toy ny : CANAL +, TÉLÉPHONE, SOPIERA, LAMBAHOANY, KOVETA, SIHOA.
Isaorana ireo izay nandray anjara. 🙏🙏

29/01/2022

CISCO MOROMBE : Vita omaly ny fifampiharahabana Tratry ny taona Teo @ Mpiara-miasa ao @ Biraon'ny CISCO MOROMBE izay tarihin'Atoa Fagnonjona Sebastien CHEF CISCO MOROMBE.
📸 : RRcc Cisco MorombeCRcc Cisco MorombeMRcc Cisco Morombe

28/01/2022

École Primaire Publique 🏫
TSINJORANO - MOROMBE

21/01/2022

Sary indray miseho izay maneho ny Fizarana " RADIO CARTE " tamin'ireo mpampianatra izay nahavita formation MALLETTE.
Hanovan'izy ireo pratique @ fampianarana teny Frantsay ireo fitaovana ireo. 👏👏👏🇲🇬🇲🇬

18/01/2022

Mirary antsika iaby mba Samy ho tahin-janahary 🙏🙏❤️❤️

Photos from CISCO Morombe's post 17/01/2022

Tsara ho Fantatra 🙏🙏

Want your school to be the top-listed School/college?

Website