Mpiomana Mpiandry Andafy

Mpiomana Mpiandry Andafy

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpiomana Mpiandry Andafy, Religious school, .

30/04/2022

Fiadanana tompoko, indro ny lesona 09 avril sy 23 avril. Tahian'i Jesosy Tompo.

05/04/2022

Fiadanana tompoko ô, indro koa ny lesona tamin'ny 05 Avril 2022. Tahian'ny Tompo e

05/04/2022

Fiadanana tompoko ô, indro ny fianarana tamin'ny 26 Mars 2022. Mahereza indrindra tompoko.

27/03/2022

Salama tompoko, indro ny lesona ny 19 Mars 2022 lasa teo. Elaela koa ny traitement fa mavesatra ny fichier. Mazotoa mianatra ary oooo. Tahian'i Jesosy Tompo hatrany tompoko.

18/03/2022

Salama tompoko, indro ny fampianarana tamin'ny sabotsy 05 Mars 2022. Ifonana ny fahatarana noho ny fahalavan'ny vidéo dia mbola elaela ny traitement.
Tahian'ny Tompo hatrany tompoko

04/03/2022

Fiadanana tompoko, indro ny lesona tamin'ny sabotsy 26 Febroary lasa teo. Mahazoa fahalalana sy fiainana ary tompoko ô. Jesosy hitahy anareo hatrany.

24/02/2022

Fiadanana tompoko, indro ny lesona tamin'ny 19 Febroary 2022. Tahian'ny Tompo e

15/02/2022

Fiadanana tompoko, indro ny lesona ny sabotsy 12 Febroary 2022. Tahian'i Jesosy o

22/01/2022

Lesona 2 momba ny fiantsoana an'io 22 Janoary 2022.

15/01/2022

Lesona 1 anio 15 Janoary 2022. Hisy polycope avy amin'i Pastora Imboasalama ka hataoko scan dia alefako eto amin'ny Pejy ihany amin'ity herinandro ity.

Want your school to be the top-listed School/college?

Videos (show all)

Salama tompoko, indro ny lesona ny 19 Mars 2022 lasa teo. Elaela koa ny traitement fa mavesatra ny fichier. Mazotoa mian...
Fiadanana tompoko, indro ny lesona tamin'ny sabotsy 26 Febroary lasa teo. Mahazoa fahalalana sy fiainana ary tompoko ô. ...
Lesona 2 momba ny fiantsoana an'io 22 Janoary 2022.

Website