TSY MAITSY VITAKO IO
Nofinofy ihany no tanteraka
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nofinofy ihany no tanteraka, College & University, .
SAMBATRA RAHA SAMY SAMBATRA NY OLONA NIEZAKA KA NAHITA FAHOMBIAZANA AM-PAHAMARINANA
Tsy maintsy tafita ny tanjona
Maina ny andro, tsy maniry ny fambolena, simba ny tontolo iainana.
Afaka taona vitsivitsy, inona no hitranga, ho aiza ny taranaka.
Doro tanety no anton'izao.


Ho an'izay liana
📣 💡Manana hevitra tsara be ianao nefa tsy manana tetibola hanatanterahana azy? Misokatra ny fahafahana manao fangatahana famatsiam-bola ho an'ny tetikasa madinika eto amin'ny ambasady amerikana.
ℹ️ Jereo amin'ny alalan'ity rohy ity ny andinindininy ary vakio tsara ireo fepetra ahafahana manao izany https://mg.usembassy.gov/2022-pd-small-grants-program/
✍️ Alefaso mialohan’ny 30 Aprily, 2022 amin'ny adiresy [email protected] ny antontan-taratasinao.
---
📣 𝗣𝘂𝗯𝗹𝗶𝗰 𝗗𝗶𝗽𝗹𝗼𝗺𝗮𝗰𝘆 𝗦𝗺𝗮𝗹𝗹 𝗚𝗿𝗮𝗻𝘁𝘀 𝗣𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺 – 𝗔𝗻𝗻𝘂𝗮𝗹 𝗣𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺 𝗦𝘁𝗮𝘁𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁:
💡 Have a great idea, but no money to implement it? Funding is now available through the Public Diplomacy Small Grants Program.
ℹ️ Check out the details and procedures on the U.S. Embassy’s website at https://mg.usembassy.gov/2022-pd-small-grants-program/ or the Grants.gov website at https://bit.ly/3HiS2dQ
✍️ To be considered for this opportunity, application should be submitted before April 30, 2022 by e-mailing to [email protected].
Ianao variana manenjika
Izy mandositra dia lasa foana
Ianao variana miherika
Izy mandroso dia lasa foana.
Ny olona rehetra dia natao hahay zavatra daholo.
Fa ny zavatra hay fotsiny no samy hafa
Misy mahay mitady vola
Misy mahay tsy mitady vola
Misy mahay mazoto
Misy mahay kamo
Misy mahay mandroso
Misy mahay miverina
Misy mahay manangana
Misy mahay manangona
Misy mahay mangorona
Misy mahay mandrava
Misy mahay hendry
Misy mahay maditra
Misy mahay mibebaka
Misy mahay manota
Misy mahay mivavaka
Misy mahay mangalatra
Mahay daholo ny olona rehetra 👊👊