
Efa manomboka ny réhabilitation ny sekoly
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Collège Privé La Barbie Mangarano, Middle School, .
Efa manomboka ny réhabilitation ny sekoly
Efa manomboka ny fisoratana anarana taona 2022-2023 eto amin'ny sekoly La barbie Mangarano ,izay ahitana kilasy
* PS ,GS, 11 éme ,10éme,8éme,9éme ,7éme
* 6éme ,5éme,4éme,3éme ary second special
Misy Cours spécial pour les classe d'examen.
Vokampanadinana 2022: CEPE : 92 %
BEPC : 85 %
Tongava fa efa natao mora ny droit d'inscription.
Toerana: Eo apitan'ny plaque Winners chapel mitsofoka 100 m eo, alohan bengalow Fy