LTP "R.L.Gé" Tongarivo

Le Seul LYCÉE TECHNIQUE INDUSTRIEL d'Atsimondrano. C'est un établissement portant le nom du Célè

Operating as usual

Photos from LTP "R.L.Gé" Tongarivo's post 12/09/2022

"Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara".

Sabotsy 10 Septambra 2022

Mankasitraka anareo mpianatra afaka Bakalorea 2022 nanasa ny tompon'andraikitra sy ny Mpanabe teto anivon'ny Sekoly hiara-hifaly ho mariky ny fisaorana sy fankasitrahana azy ireo.

Mamerina hatrany ny fiarahabàna ary mitso-drano anareo ho tafita amin'ny avo indrindra, amin'ny fianarana sy amin'ny fiainana iray manontolo.

22/08/2022

🎓🎓 BACCALAUREAT - SESSION 2022 🎓🎓

👉🆗 Faly miarahaba ireo mpianatra rehetra nanao am-paosy ny Diplaoma Bakalorea tamin'ity taona 2022 ity.

La team RLGé


́at2022

25/06/2022

🇲🇬 26/06/1960 - 26/06/2022🇲🇬
🎉🎊 ASARAMANITRA EHH 🎉🎊

6️⃣2️⃣ taona

🟦Fety tena tian'ny Malagasy raha ny fankalazana ny fahaleovan-tena.

🟪Mifarana rahateo koa moa ny taom-pianarana.

🟥Eto ihany koa no manamarika ny fiantombohan'ny fialan-tsasatra lehibe.

Ny ekipan'ny LTP " RLGé " - TONGARIVO dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra!





03/06/2022

************ LYCEE TECHNIQUE ************
💡LTP "RLGé" TONGARIVO- TANJOMBATO💡
********************************************
📝📝 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA 📝📝

🔌🔋 Spécialité: ELECTROTECHNIQUE

⭕ VOAFETRA HO 30 IHANY NY TOERANA ⭕

16/05/2022

eehh.. 🥱😩 aza kamokamo eo fa hoe Alatsinainy ny andro sad vao avy nitsangatsangana ny Zoma.. 😅😅

Fenoy fahazotoana izao Alatsinainy fiatombohan'ny herinandro izao.

😁Hitondrana izany zoto izany dia indro misy sarin'i Mr Gérard mivady feno TSIKITSIKY!

Photos from LTP "R.L.Gé" Tongarivo's post 14/05/2022

🎯" Fianakaviana iray ny iray sekoly"

🎉🎉 Fitsangatsanganana nokarakarain'ny mpianatra ny Zoma 13 May 2022. Natrehin'ny mpanabe teto anivon'ny Sekoly! 🎊🎉

👉 Tohizo hatrany ny firaisan-kina fa io no hery!

11/09/2021

🙏🙏Misaotra an'Andriamanitra lehibe isika fa afaka daholo izy miaralahy avy tao @ taona farany teto anivon'ny LTP RLGé Tongarivo🙏🙏

🎓 Nahazo ny marim-pahaizana BACCALAURET (TECHNICIEN MAINTENANCE EN ELECTROTECHNIQUE) 🎓

👌👌 Arahabaina ianareo Mpanabe sy Mpitantana , ianareo Ray aman-dReny,ary indrindra Ianareo nanao 😋am-paosy ny mari-pahaizana.

🎉🤗 Fifaliana lehibe tokoa satria tao anatin'ny 02 taona misesy dia 100% hatrany ny vokam-panadinana BACCALAUREAT. Hita sy tsapa fa tena miezaka ary tsy manao ankaso fa tena mametraka tokoa ny lanjan'ny fanabeazana isika.

💟💞 Ankasitrahana feno Andriamatoa Tale sy Tale Pedagojika mivady izay angady nananana sy vy nahitana, vato fototra nijoroan'ny Sekoly.

Masina ny fanabeazana aoka tsy hisy hilavo lefona, fa hiezaka mandrakariva satria:
👉 izay mianatra no mahay
ary
👉 ny miezaka no tafita.
👉 Ny fianarana no antoky ny ho avy, ary ny tanora no ho avin'ny firenena.

10/09/2021

💯BACCALAUREAT 2021💯

Félicitations aux nouveaux bacheliers, aux enseignants et à toute l'équipe RLGé TONGARIVO!

20/08/2021

************ LYCEE TECHNIQUE ************
💡LTP "RLGé" TONGARIVO- TANJOMBATO💡
********************************************
📝📝 INSCRIPTIONS - PLACES ENCORE DISPO 📝📝

🔌🔋 Spécialité unique: ELECTROTECHNIQUE

Mbola mitohy ny fisoratana anarana eto @ Lycée Technique RLGé TONGARIVO.

⭕ VOAFETRA HO 32 IHANY NY TOERANA ⭕

🏫🏫 Rentrée: 17 Septembre 2021 🏫🏫

☎️: 034 89 313 87
☎️: 033 74 975 58

10/08/2021

************ LYCEE TECHNIQUE ************
💡LTP "RLGé" TONGARIVO- TANJOMBATO💡
********************************************

📝📝 INSCRIPTIONS OUVERTES 📝📝

🔌🔋 Spécialité tokana: ELECTROTECHNIQUE

🗣️🔊Ho antsika ety Atsimondrano sy ny manodidina. Nahavita kilasy 3ème na Manana BEPC na tsia. 🔊

Misokatra ny fisoratana anarana eto @ Lycée Technique RLGé TONGARIVO.

🎓🎓 Manomana Fanadinam-Panjakana: 🎓🎓
- BREVET D'ETUDES PROFESSIONNELLE (BEP)
- BACCALAUREAT PROFESSIONNEL.

🏫🏫 Rentrée: 17 Septembre 2021 🏫🏫

⭕ VOAFETRA HO 32 IHANY NY TOERANA ⭕

☎️: 034 89 313 87
☎️: 033 74 975 58

08/08/2021

🎓🎓 BACCALAUREAT - SESSION 2021 🎓🎓

🔔🔔 Chers Élèves en dernière année,
👉🆗 Toute l'équipe RLGé TONGARIVO vous souhaite bonne chance pour l'examen du Baccalauréat professionnel que vous allez passer à partir de demain.

👉🆗 Nous n'avons aucune crainte vous concernant, vous êtes prêts!!

BONNE CHANCE A TOUS !
La team RLGé



́at2021



08/08/2021

Et bammm...
Sans chips..
:-) :-) Fampatsiahivana kely ny tamin'izany!!

Et BAAAMMMM....
Après les 100% aux examens du BEP,
voici notre deuxième 100% pour cette année 2020!

La TEAM R.L.Gé TONGARIVO tient à FELICITIER tous nos élèves qui ont réussi à mettre dans leurs 👉POCHES👈 le BACCALAUREAT..

Malgré l'année qui a été plus que difficile, l'établissement LTP "R.L.Gé" termine l'année Scolaire 2019-2020 avec un RESULTAT de 💯% aux examens DU BEP et BACCALAUREAT.

C'est également un grand Défi que devront relever les promotions suivantes!!

💯✅
💯✅

31/07/2021

🎓🎓 LISTE DES ADMIS || BEP - SESSION 2021 🎓🎓

Chers Élève, vous avez effectivement prouvé de quoi vous êtes capables !

Même si l’objectif d’obtenir un taux de réussite de 100%, que vous vous êtes fixés n’est pas atteint ; le résultat est quand même très satisfaisant.

✅ 01 Mention TRÈS BIEN
✅ 01 Mention BIEN
✅ 12 Mentions ASSEZ-BIEN
✅ 02 Mentions PASSABLE

FÉLICITATIONS aux admis !
Pour ceux qui ont échoués, soyez forts 💪💪✊. Vous l’aurez l’année prochaine avec la mention TRÈS BIEN !!

29/07/2021

FANAMBARANA
Manoloana ny fitaintainana eo aminareo mpianatra nanao ny fanadinana BEP,dia tiana ny manambara fa rehefa mivaly ny fanadinana dia avoaka sy atao peta-drindrina aty an-tsekoly ny valim-panadinana ary alefa eto aminy pejy RLGé ho hitanareo rehetra,Misaotra tompoko

27/07/2021

Ry mpianatra hajaina,araka ny Fandaharam-pianarana(Calendrier Scolaire 2020-2021) dia tontosaina amin'ny Alakamisy faha-29 Jolay eto amin'ny Sekoly ny fizarana" Bulletin" ary koa fanombohana ny fisoratana anarana taom-pianarana 2021-2022 ( INSCRIPTION et REINSCRIPTION)
Toy izao ny fandaminana amin'izany:
Amin'ny 08 ora maraina :1AEL
09 ora maraina : 2AEL
10 ora maraina : 3 AEL
Carnet de Correspondance Obligatoire ;Cache bouche Obligatoire.
Misaotra indrindra

17/07/2021

🎓🎓 BEP - SESSION 2021 🎓🎓

🔔🔔 Chers Elèves, voici le moment tant attendu pour prouver de quoi vous êtes capables !

✅✅ Depuis le début de l’année Scolaire, vous vous êtes fixés comme objectif de défier vos aînés et de réussir le même challenge en obtenant le taux de réussite de 100%.

✅✅ C’est tout ce que nous, vous souhaitons !

🔐🔓 Malgré les quelques problèmes liés au COVID-19, nous avons fait le maximum que nous pouvions, afin que vous soyez prêt à passer cet Examen.

👉🆗 Maintenant, c’es à vous de jouer !

BONNE CHANCE A TOUS !

La team RLGé





14/06/2021

Chers élèves,

❎Ne passez pas votre temps à rêver et à profiter de votre jeunesse.

💪 Rêver c’est bien mais… travailler c’est mieux

❗️Ne vous méprenez pas, votre situation actuelle qu’elle soit satisfaisante ou non est le résultat de ce que vous avez déjà accompli dans le passé.

🆗 Maintenant, tout ce qui va vous arriver dépendra inévitablement des choix que vous ferez aujourd’hui. Comme on le dit souvent : « On récolte ce que l’on sème ».

Tout ceci pour dire que nous croyons en vous, chers élèves :

☑️ Nous croyons en l’efficacité de nos efforts et de nos méthodes pédagogiques.

☑️ Nous croyons en vos talents et en vos envies de réussir.

☑️ Nous sommes convaincus que vous avez en vous de grands ambitions.

🎖🏅 Vous aussi, faites comme nous et commencez à croire en vous-même ! 😁

L'équipe "R.L.Gé"

Photos from LTP "R.L.Gé" Tongarivo's post 04/06/2021

Ireto avokoa ary ny "EMPLOI DU TEMPS " ny mpianatra eto tongarivo

Photos from LTP "R.L.Gé" Tongarivo's post 04/06/2021

Ry mpianatra hajaina; ireto avokoa ny fandaharam-potoam-pianaranareo manomboka ny Alatsinainy 7 Juin 2021 izao.

Mazotoa mianatra fa ianareo no ankehitrinin'ny Firenena.

11/05/2021

❓❓Ambara matetika fa hoe...
"Ny tanora no ho avin'ny firenena"

👉👉Ny tokony ho izy anefa dia ny hoe...
"Ny tanora no ankehitrinin'ny firenena"

⏱⏱ Izao no manomboka mandray an-tanana fa tsy rahampitso na amin'ny herintaona.⏱⏱

Photos from LTP "R.L.Gé" Tongarivo's post 10/05/2021

🎉🎉Félicitations à notre jeune collègue et à sa femme! Nos meilleurs voeux de bonheur.🎊🎊

💝 Une équipe, une famille!



29/04/2021

L'urgence de la COVID-19 a entraîné de nombreux changements.
" On sait que le Virus est là, mais on ne peut pas arrêter de vivre donc il nous faut apprendre à coexister avec lui ".

Prenons soins de nous et de nos proches!

Photos from LTP "R.L.Gé" Tongarivo's post 08/02/2021

Isaorana indrindra ilay ao ambony fa tontosa soa aman-tsara ny fifampiarabana sy firariantsoa ny taona 2021 teo amin’ny Mpampianatra sy ny Mpitantana ny Sekoly teknika RLGé TONGARIVO. Izany moa dia notanterahina teny ilafy Antsampandrano, ny Sabotsy 06 Febroary 2021 lasa teo.
Ny masoandro nody no nampalahelo



17/11/2020

Et BAAAMMMM....
Après les 100% aux examens du BEP,
voici notre deuxième 100% pour cette année 2020!

La TEAM R.L.Gé TONGARIVO tient à FELICITIER tous nos élèves qui ont réussi à mettre dans leurs 👉POCHES👈 le BACCALAUREAT..

Malgré l'année qui a été plus que difficile, l'établissement LTP "R.L.Gé" termine l'année Scolaire 2019-2020 avec un RESULTAT de 💯% aux examens DU BEP et BACCALAUREAT.

C'est également un grand Défi que devront relever les promotions suivantes!!

💯✅
💯✅

08/10/2020

FELICITIONS à tous nos élèves qui ont réussi haut les mains les Examens du BEP SESSION 2020.
Malgré l'année qui a été plus que difficile, l'établissement LTP "R.L.Gé" termine l'année Scolaire 2019-2020 avec un RESULTAT de 100 %.




Un grand MERCI également aux Profs et à l'Administration! 💯👏👏👏

17/09/2020

😱😱 Misokatra ny fisoratana anarana

👉Filière Tokana: 🔋🔌ELECTROTECHNIQUE🔌 🔋

🤏🤏Voafetra ho 32 ny isan'ny mpianatra raisina

Raha mila fanazavana fanampiny :
📞034 89 313 87 / 📞 033 74 975 58

15/09/2020

Misokatra ny fisoratana anarana taompianarana 2020-2021 eto @ Lycée technique professionnel RLGé Tongarivo Tanjombato; filière ELECTROTECHNIQUE ;koa tongava ary misoratra anarana fa voafetra ny toerana;raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny : 034 89 313 87 / 034 45 601 53 / 033 76 714 62.

22/04/2020

Tompoko,
Araka ny voalazan'ny Filohan'ny Repoblika ary rehefa avy nanao ny Fandaminana anatiny ny Tompon'andraikitra eto anivon'ny Sekoly, dia Miverina mianatra ireo kilasy Manomana ny fanadinana BEP sy BACC manomboka ny Alatsinainy 27 Aprily 2020.

23/03/2020

FANAMBARANA
Manoloana ny valan'aretina "CORONA VIRUS" dia tsy misy mianatra ny mpianatra, koa aoka isika hanaraka antsimpiriany ireo toromarika sy fepetra rehetra izay napetraky ny fitondram-panjakana mahefa, ary koa hanaja izany mba hananantsika fahasalamana, ary ahafahantsika miady sy misoroka io valan'aretina io!Noho izany araho tsy tapaka ny fampalalam-baovao sy ireo toromarika izay omen'ny fitondram-panjakana!SAROBIDY NY AINA KOA ALAVIRO NY CORONA VIRUS! SAMY HO TAHIAN'ANDRIAMANITRA

04/03/2020

Salama tompoko, aza adino fa ny excursion antsika fianakaviam-ben'ny RLGé Tongarivo Tanjombato dia atao ny zoma izao 06 Martsa 2020 ,ESPACE OCEAN Ambohibao Ambanjobe, izay hanasantsika ny Ray aman-dreny lehibe Andriamatoa RAMANANARIVO Léon Gérard Mivady,amin'io fotoana io ihany koa no hifampiarahabantsika nahatratrarana ny taona 2020, sady hanolorana solom-bodiakoho ny Ray aman-dRenintsika.Koa manantena fahatongavantsika rehetra, fotoana eo @ FJKM Gileada Malaza @ 07ora 30 mn.Asaina ihany koa ireo maintimolaly ny LTP RLGé Tongarivo,Mankasitraka aza manadino ny fiombonantsika rehetra

04/01/2020

Aza adino!vita ny fety mitohy ny fianarana,amin'ny talata faha 07 janoary izao amin'ny 07 ora maraina fidirana mianatra eto amin'ny LtP RLGé Tongarivo,Tenue correct ny fanamiana entina amin'izany.Mankasitraka

04/01/2020

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2020,hitondra soa sy fanambinana ary fahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona 2020 ity,Mirary antsika rehetra samy ho tafita hatratra ny ezaka sy tanjona kinendry avy,Andriamanitra lehibe anie homba sy hitantana antsika,Mirary soa antsika rehetra,mahereza matanjaha,
Masina ny fanabeazana,tsy maintsy tafita isiska ary tsy maintsy mandroso RLGé .Ho ela velona anie isika mianakavy Samy ho tahian'Andriamanitra

Photos from LTP "R.L.Gé" Tongarivo's post 21/12/2019

***FANKALAZANA NY FAHA-5 TAONA***
Tontosa soa aman-tsara omaly Zoma 20 Desambra 2019 ny Fotoam-pivavahana fohy ho fanokafana ny Fankalazana ny faha-5taona niorenan'ny Sekoly Teknika "R.L.Gé" TONGARIVO. Ankasitrahana indrindra ny EKAR Md. Filipo sy Zaka TANJOMBATO, ny Mpampianatra, ny Tompon'andraikitra, ny Mpianatra, ny Ray aman-drenin'ny Mpianatra ary ny Maintimolaly!

19/12/2019

Tonga ity ilay nandrasana!!Ho antsika rehetra Maintimolaly,Tapaka sy Namana,ary koa ireo izay mahalala sy mahafantatra ary efa mpianatr' I Mr RAMANANARIVO Léon Gérard,LTP RLGé Tongarivo Tanjombato dia miantso antsika ho tonga hanatrika ny "MESSE" fanokafana ny faha 05 taona niorenan'ny LTP RLGé Tongarivo izay atao etsy amin'ny EKAR Md Filipo sy Zaka Tanjombato.Koa hasaina manokana ianareo Ray aman-dRenin'ny mpianatra hiaraka hiombom-bavaka amin'ireo zanatsika.Aza adino ary fa ny zoma 20 Desambra izao izany ,manomboka amin'ny 08 ora maraina ny fanompoham-pivavahana.Koa manantena ny fiombonantsika maro.AZA MANADINO NY SEKOLY NAHATAFITA ANAO,AZA MANADINO NY RAY SY RENINAO,AZA MANADINO NY LTP RLGé

Mobile uploads 11/11/2019

😀😁😁

Photos from LTP "R.L.Gé" Tongarivo's post 11/11/2019

Ny alahady 10 Novambra lasa teo no nanehoan'ireo mpianatra nahazo ny mari-pahaizana Baccalauréat Professionnel 2019 ny fisaorana sy fankasitrahana ireo Mpitantana sy Mpanabe teo anivon'ny Sekoly RLGé Tongarivo. Ny fiaraha-misakafo miendrika nofon-kena mitam-pihavànana no nosafidian'izy ireo ary izany dia notanterahina teny Ilafy - trano fonenan'i Mr Gérard!

Mirary soa ho azy ireo amin'izay mbola ho tohiny Satria Dingana iray ny Baccalauréat fa mbola tsy tanjona akory!




04/11/2019

Ho antsika 3AEL, ny Alatsinainy 11 Novembre 2019 ho avy izao no fidirana!
Ireo izay mbola tsy nisoratra anarana ihany koa na mikasa hiditra ho fianakaviamben'ny R.L.Gé TONGARIVO, dia mbola misokatra hatrany ny Fisoranana anarana!

Natao Indrindra ho an'ireo mipetraka TANJOMBATO sy ny manodidina: , , , , , , , , , , , , sns...

"ELECTROTECHNIQUE de chez Mr. Gérard..."

02/11/2019

TAUX DE REUSSITE
R.L.Gé TONGARIVO BACC PRO 2019
*****---73%----*****

Photos from LTP "R.L.Gé" Tongarivo's post 24/06/2019

Toy izao ny santionany @ fianarana momban'ny" Electrotéchnique" ianarana eto @ L.T.P Tongarivo Tanjombato

Videos (show all)

❓❓Ambara matetika fa hoe..."Ny tanora no ho avin'ny firenena"👉👉Ny tokony ho izy anefa dia ny hoe..."Ny tanora no ankehit...

Location

Category

Telephone

Website

Address

Lot VB IV 016 BIS TONGARIVO
Tanjombato
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Other Tanjombato schools & colleges (show all)
Vahatra Mozika - Cours de musique Vahatra Mozika - Cours de musique
Lot IA 67 Bis Tanjombato
Tanjombato

Cours de clavier , de guitare et de batterie pour tous

XtremLife XtremLife
Près De Jirama Tanjombato
Tanjombato, 102

Dépassez vos limites - Service Coaching (Création d'entreprise et leadership) - Service Coaching

Ecole Colombier Tanjombato Ecole Colombier Tanjombato
Tanjombato Ambatomaroandriana
Tanjombato

École privée

English Speaking Skills English Speaking Skills
Tanjombato

Teaching

Fahombiazako formation Fahombiazako formation
Tanjombato, TANA102

* la formation est destinée principalement aux débutants en langue frse. * 2 semaines de remises

For Twelve School For Twelve School
Http://for12shoolmap. Esy. Es/ForTwelveShool/
Tanjombato

Manome lanja ny teny Malagasy, Mamokatra olona ho siantifika, Mahafehy ny teny vahiny rehetra

Guimel - Madagascar Guimel - Madagascar
Andoharanofotsy
Tanjombato, 102

"A l'écoute de ton Âme et la moitié divine qui vit en toi"

AC TED-Ed club AC TED-Ed club
Tanjombato, ANTANANARIVO102

A program that aims to give young Malagasy the space and time to pursue their passions, the room to