Sekolibe Mananjary

Sekolibe Mananjary

Comments

J'ai vu dans un autre page cette publication

Là j'ai toute suite vu FORMATION UNIVERSITAIRE,

L'UNIVERSITÉ n'est pas un endroit où on donne des formations, l'université est fondé pour qu'on apprend, ou mieux, là où on fait des recherches
L'université ne délivre jamais des certificats de fin de formation, l'université delivre des diplômes

SEKOLIBE, Sekoly un mot maternellement malagasy qui signifie ECOLE en français et là il y a une grande nuance entre université et école

École délivre des certificats tandis que l'université délivre des diplômes.

Prenez soin du nom de votre projet parce que le nom donne la première refléxion ainsi que l'image

Vous délivrez alors des diplômes ou des certificats?

Présentez nous votre décision ministérielle qui vous a donné l'autorisation d'ouvrir votre projet dans notre district ainsi dans notre pays

Plus les choses sont claires, l'envi déborde

Merci

Université izay natao hoan'ny rehetra izay manana ny diploma Bacc A,C,D . Izay ahitanao 250 Filières azo hisafidianana araka ny sampana misy anao.

16/07/2018

Don't hesitate to join us and if any further questions you may ask go ahead l will respond you immediately.

07/07/2018

We have been trying to do our best regardless of how hard to plant a new thing here. Now we have come to conclude that the private university must run on here in Mananjary whether you like it or not. Blessing from above has come and our wishes be fulfilled. So please join us to make your future bright tomorrow!

26/03/2018

Ho anareo izay hianatra dia afaka manao pre-inscription ianareo zao ary alefanao amin'ny numero 0348122812 ny anarana sy ny adiresinareo na alefanareo e-mail amin'ny [email protected] .
Rehefa mahatratra 100 ny isan'ny mpianatra manao pré_inscription dia afaka sokafana eto mananjary ny unuversité SEKOLIBE.
Ny sarampianarana dia manomboka eo amin'ny 50.000ar isam-bolana, tsy misy droit aloha.koa manasa anao ary fa tsy hanenenanao ny fahalalana ho ratovinao.

25/03/2018

Ho an'ireo mpianatra rehetra manana bacc A,C,D ka liana te hanohy fianarana ato amin'ny universite privée sekolibe izay ho atao eto MANANJARY amin'ity taona ity ,dia mahafaka manoratra ny anarany sy ny filiere izay tiany atao ato amin'ny page ny sekolibe fa miankina amin'ny isan'ny mpianatra no ahafahana manokatra ny universite eto MANANJARY. Misy filieres izay tadiavinao ny ato amin'ny sekolibe fa ampahafantaro mialoha ny safidinao fa anjarany teknisianina sy ny matianina amin'izany ny manome fahafaham-po amin'izay fianarana tianao ahazahoana fahalalana.

Ireto avy ny karazana Filières izay azonao isafidianana :
agronomie, informatique,journal­isme,chimie, aeronautique, geographie,psycholog­ie, sciences environnementales, physique, biochimie.
gestion, comptabilité, finances, marketing, criminologie, histoire,langue arabe, langue chinoise, langue japonaise, hebreu, grec,gestion, comptabilité, finances, marketing, criminologie, histoire,langue arabe, langue chinoise, langue japonaise, hebreu, grec,
sciences juridiques, sciences dentaires,batiments et travaux publics,sciences economiques,philosop­hie.
médecine,robotique,s­ciences politiques, sociologie,nanotechn­ologie,géologie, gemmologie,electrome­canique,urbanisme.

Filières hafa :

filière hafa : aquaponie,aéroponie,­acupuncture,developp­ement durable, traduction, interprétariat,archi­tecture,technique infographiques,styli­sme et modelisme,sciences de la publicité
techniques de la photographie, arts plastiques, peinture,avionique,s­ciences spatiales.

Location

Category

Telephone

Website

Address

317
Mananjary
317

Other Mananjary schools & colleges (show all)
Tanora vatovavy Tanora vatovavy
Saint Paul De Chârte Tanambao
Mananjary, 317

Ny toben Tanora Mananjary dia mifantoka amin'ny fametrahana ezaka ho fampivoarana ny maha olona, indrindra ny tanora, mba hananany hasina maha izy azy eo amin'ny lafiny fampandrosoana.

CIC Collège Immaculée Conception Mananjary CIC Collège Immaculée Conception Mananjary
BP 90 Mananjary 317
Mananjary, 317

Sekoly Katôlika miorina ato amin'ny diosezin'i Mananjary, tantanan'ny Fikambanan'i Jesoa na zezoita SJ.