Tanora vatovavy

Ny toben Tanora Mananjary dia mifantoka amin'ny fametrahana ezaka ho fampivoarana ny maha olona, ind

Operating as usual

08/01/2022

En passant...

21/12/2021

Études de marché
Comment la réussir pour construire son business model.

Lien PDF 📚 https://bit.ly/36x1f2v

21/12/2021

L’Art des listes
Lien gratuit 🔻
https://livresbookspdf.com/2021/09/03/lart-des-listes/

21/12/2021

S’organiser pour réussir
Lien gratuit 🔻
https://livresbookspdf.com/2021/01/22/telecharger-sorganiser-pour-reussir-pdf-gratuit/

21/12/2021

de la stratégie Marketing à la publicitaire
Lien gratuit 🔻
https://livresbookspdf.com/2021/12/02/de-la-strategie-marketing-a-la-publicitaire-pdf-gratuit/

21/12/2021

Analyse financière et gestion budgétaire

PDF 📚 https://bit.ly/3lUKSFx

21/12/2021

Guide pour investir

PDF 📚 https://bit.ly/3vwzjHD

21/12/2021

Responsabilité sociale des entreprises
Mirage ou réalité ?

PDF 📚 https://bit.ly/3ban8GY

21/12/2021

Les 150 meilleures conseils de management de la Harvard Business Review

PDF 📚 https://bit.ly/3CeNFig

21/12/2021

597 Business ideas you can start from Home

PDF 📚 https://bit.ly/3oXoWrY

21/12/2021

Comment accroître votre efficacité ?

PDF 📚 https://bit.ly/2KUOQho

21/12/2021

Le guide pratique de l'auto-entrepreneur

PDF 📚 https://bit.ly/3c7xPum

21/12/2021

Marketing stratégique et opérationnel

PDF 📚 https://bit.ly/3J1TKCM

21/12/2021

How to Write a Business Plan

PDF 📚 https://bit.ly/3neQRp3

21/12/2021

L'essentiel de la stratégie

PDF 📚 https://bit.ly/3cNczun

21/12/2021

Leadership et compétences émotionnelles

PDF 📚 https://bit.ly/3da9LHP

21/12/2021

Gestion financière et business plan

PDF 📚 https://bit.ly/3pr1Hs5

21/12/2021

L'étude de votre marché

PDF 📚 https://bit.ly/3gX7nWm

21/12/2021

Relever les défis de la gestion des ressources humaines

PDF 📚 https://bit.ly/3o30fv2

21/12/2021

La boîte à outils de la publicité

PDF 📚 https://bit.ly/3GHJ8H7

21/12/2021

Les clés de la confiance en soi

PDF 📚 https://bit.ly/3EXdULr

Photos from Tanora vatovavy's post 06/12/2021

Taninzanakazo an'ny Tanora.
Mamokatra zanakazo.
Mivarotra zanakazo.

Manasa antsika hanjifa ny zanakazo izay vokarin'ny Tanora,
Afaka manontany amin'ny commentaire izay zanakazo mety amintsika.

Mankasitraka antsika rehetra,
Araho hatrany ny pejy.







05/12/2021

Izy roa mianadahy no lany depute an'ny tanora ato amin'ny faritra Vatovavy.

05/12/2021

📢📢Tanora latsaky ny 3️⃣5️⃣ taona ve ianao❓♀️♂️

✅Mpikambana anaty fikambanana
📄Mahay mamaky teny sy manoratra
📱Mpitarika mahafehy ny teknolojia sy ny fifandraisan-davitra (finday, facebook,messenger…)
❗Tsy manana fiandaniana ara-politika
🔊Efa nandray anjara tamina asa fanentanana sy fitantanana tetikasa
🌍Vonona hiara-hiasa @ fikambanana hafa
✅Vonona hiasa an-tsitrapo sy hanatanteraka ny tetikasany na misy famatsiam-bola na tsy misy

✔Raha toa ianao ka vonona hanaraka fiofanana sy vonona hamolavola tetikasa hifaninana ka mety hitarika @ fahazoana famatsiam-bola, dia natao ho anao ity antso ity.
👉Fenoy sy valio milamina ny vondrom-panontaniana ato amin'ity rohy manaraka ity hatramin'ny alahady 12 desambra 2021 : https://forms.gle/n3WBLK2RY3KCzeih6

👉Aorian’ny fiofanana sy ny fifaninana mamorona tetikasa manaraka izany, dia tetikasa mendrika manerana ny Nosy miisa 60 no hahazo famatsiam-bola avy amin’ny tetikasa iarahan'ny MSIS Tatao, ny Fandaharanasan'ny firenena mikambana ho an'ny Fampandrosoana, ary ny Tahirimbolan'ny Firenena Mikambana ho Fanamafisana ny Fandriampahalemana.

04/12/2021
04/12/2021
04/12/2021
03/12/2021

Mivarotra zanaka zanakazo.
Zanakazo amidy.


Manasa antsika anjifa ny zanakazo vokarin'ny tanora.

Photos from Tanora vatovavy's post 03/12/2021

Zanaka cacao amidy, izay vokarina ao amin'ny tanin-zanak'hazo an'ny tanoro.
Amidy 1000 Ariary ny 1.
Mbola misy betsaka.

Mbola misy zanaka hazo hafa koa vokarina ao anatin'ny tanin-zanak'hazo koa manasa antsika anjifa sy hitsidika izany.

18/11/2021



07/09/2021

Video(182341574001632)

04 SEPTEMBRE 2021, Fanadiovana nataon'ny tanora eo anivon'ny Tobin'ny tanora tanambao mananjary na ny YEC Mananjary.
Manasa antsika tanora rehetra hanoy ny asa izay efa natomboka ny atsabotsy 11 septembre 2021 izao. Eo amin'ny kianjan'ny fahaleovantena ny toerana. Natao izao hetsika izao mba ho fanohanana izay ataon'ny kaominina andrenivohitry Mananjary sy ho fampandraisana andraikitra itsika tanora.
Manomboka amitsika ny fiovana.

Photos from Tanora vatovavy's post 06/09/2021

Fanadiovana izay atao isaky ny herinandro eto Mananjary izay fiarahamisalahy amin'ny kaominina renivohitry Mananjary, sady koa fanomanana ny sambatra amin'ny fahadiovan'ny tanàna.
Manasa antsika rehetra andray anjara amin'ny hetsika izay atao ✊

15/07/2021
15/07/2021
Photos from Tanora vatovavy's post 21/03/2021

Asabotsy 20 Mars 2021
Tanora nahavita formation Life Skills nanao fanolorantena anampy ny mpiara-belona aminy ho fiadiana amin'ny valan'aretina.
Nanolotra aro-tava sy daba-pako teny bazar-be Mananjary hiadiana amin'ny valan'aretina Covid-19 sy ny ho fitandrovana ny fahadiovana.
Nitondra fanentanana amin'ny tokony hanaovana aro-tava ka nazavaina manokana ny fampiasana azy sy ny tokony hampiasana izany.
Ny teny filamatra dia : "Izao tanora mitondra fiovana tsara eo amin'ny tontolo manodidina ahy"
Alefa tanora !

17/02/2021

LTP Mananjary

Photos from Ministère de l'Environnement et du Développement Durable's post 22/01/2021

Photos from Ministère de l'Environnement et du Développement Durable's post

26/12/2020

Talenta. Asa tanana

Asa tanana. Mandray commande izay asa rafitra tiantsika. A mananjary

Photos from Tanora vatovavy's post 26/12/2020

Fandraharahana. Fiompina akoho fakana nofo eto analamanga mananjary. Efa mandeha tsara. Afaka 40 andro dia afaka mivarotra ho antsika rehetra.

Photos from Tanora vatovavy's post 14/12/2020

Tanora mpandraharaha nandalo fiofanana tato amin'ny Toben tanora mananjary nisitraka famatsiambola tamin'ny bankin'ny tanora izay niarahana tamin'ny Youth First Madagascar, natao teto anivon'ny commune urbaine mananjary.

Izay natrehan'ny :
Ben'ny tanana Mananjary sy ny sekretera generaly commune urbaine Mananjary,
Youth Officer de Youth First Madagascar,
Youth Officer de SPICES Mananjary,
Équipe MJS Mananjary
Ireo tanora nisitraka ny famatsiambola sy mpiantoka azy jiro.

Androany faha 14 desambra 2020.

Photos from Ministère de la Jeunesse et des Sports's post 11/12/2020

Photos from Ministère de la Jeunesse et des Sports's post

Photos from Tanora vatovavy's post 17/10/2020

Firaisankinan'ny Tanora💕💖
Jeune CRS💞✌

Photos from Tanora vatovavy's post 30/09/2020

Résumés sortie Centres des jeunes à Ambohitsara Est

28/09/2020



📌 [Et une nouvelle opportunité de Fellowship s'ajoute à la liste!]

👉 À travers son partenariat avec RANO WASH, l'ONG Youth First est à la recherche de Coaches Entrepreneur Fellow pour les régions📍Vatovavy Fitovinany, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Amoron’i Mania, Haute Matsiatra et Vakinankaratra, et Atsimo Andrefana.

➡️ Les Fellows seront chargé.e.s de faciliter des ateliers de formation sur l’entrepreneuriat à l’endroit des jeunes et l'accompagnement technique des jeunes entrepreneurs; et bénéficieront de l'appui de nos Youth Officers.

✅ Tu aimes travailler avec les jeunes et tu t'y connais en entrepreneuriat? Deviens un de nos Coaches Entrepreneur Fellow !

✔️Remplis le formulaire disponible sur le lien : https://bit.ly/3hPmbot
✔️Pour en savoir plus, clique sur le lien suivant : bit.ly/3cmLLQH

⚠️ Deadline : Vendredi 16 Octobre 2020 à 17h

Videos (show all)

Video(182341574001632)
Talenta. Asa tanana
JIJF YEC Ifanadiana

Location

Category

Telephone

Website

Address


Saint Paul De Chârte Tanambao
Mananjary
317

Other Mananjary schools & colleges (show all)
Foreign Language Training Success Mada Mananjary Foreign Language Training Success Mada Mananjary
Rivomamy William
Mananjary, 317

Mampianatra antsika ny teny Frantsay sy Anglisy.

Sekolibe Mananjary Sekolibe Mananjary
317
Mananjary, 317

Université izay natao hoan'ny rehetra izay manana ny diploma Bacc A,C,D . Izay ahitanao 250 Filières azo hisafidianana araka ny sampana misy anao.

CIC Collège Immaculée Conception Mananjary CIC Collège Immaculée Conception Mananjary
BP 90 Mananjary 317
Mananjary, 317

Sekoly Katôlika miorina ato amin'ny diosezin'i Mananjary, tantanan'ny Fikambanan'i Jesoa na zezoita SJ.