Skoa.mg

Skoa.mg

Share

Skotisma eo amin'ny Anglikana eto Madagasikara

Photos from Skoa.mg's post 28/11/2024

Tany Mahajanga renivohitry ny faritra Boeny no nanatanterahana ny fanokafana ny taom-pibeazana 2024 – 2025 ho an’ny Skoa Nasionaly. Tonga tany an-toerana ireo birao mandrafitra ny Skoa Nasionaly niatrika izany.

Anton’ny nisafidianana ny renivohitry ny faritra Boeny, tamin’ity taona ity , ny fanatanterahana ny fihaonan’ny olon-dehibe SKOA izay natao tao Mahajanga ihany koa ny 8 – 10 Novambra lasa teo

Araho ny site web na ny tranokalan'ny skoa ato anaty https://skoa.mg izay hanarahatsika ny vaovao rehetra mikasika ny Skoto eo amin'ny Anglikana eto Madagasikara

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo